Jeho: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy sy tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-3:
Atao hoe יֵהוּא‬ / ''Yehu izy'' amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] fa ''Iehu'' amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]]. Ao amin'ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] no ahitana ny tantarany.
 
Tantara ao amin'ny Baiboly
Araka ny [[Baiboly]], taorian'ny fanonganam-panjakana nataon'i Jeho tamin'ny fanjakan-taranak'i [[Omry]] dia nohosoran'ny mpianatry ny mpaminany Elisa ho mpanjakan'i Israely izy ka nirahina hanafay ny tranon'i [[Ahaba]] (na Akaba) sy hamaly an'i [[Jezebela]] (na Jezabela).
 
Araka ny [[Baiboly]], taorian'ny fanonganam-panjakana nataon'i Jeho tamin'ny fanjakan-taranak'i [[Omry]] dia nohosoran'ny mpianatry ny mpaminany [[Elisa]] ho mpanjakan'i Israely izy ka nirahina hanafay ny tranon'i [[Ahaba]] (na Akaba) sy hamaly an'i [[Jezebela]] (na Jezabela).
Novonoiny ny mpanjaka [[Jorama (mpanjakan'i Israely)|Jorama]] zanak'i Ahaba sy Jezebela ary nalainy ho azy ny fanjakana. Novonoiny koa i [[Ahazia (mpanjakan'i Jodà)|Ahazia]] (Okoziasa) mpanjakan'i Jodà izay vavolombelona nanatrika ny famonoana olona nataony. Nampamonoiny i Jezebela sy ny zanaka aman-jafin'i Ahaba miisa 70 ary ireo rahalahin'i Ahazia.
 
Novonoiny ny mpanjaka [[Jorama (mpanjakan'i Israely)|Jorama]] zanak'i Ahaba sy Jezebela ary nalainy ho azy ny fanjakana. Novonoiny koa i [[Ahazia (mpanjakan'i Jodà)|Ahazia]] (Okoziasa) [[mpanjakan'i Jodà]] izay vavolombelona nanatrika ny famonoana olona nataony. Nampamonoiny i Jezebela sy ny zanaka aman-jafin'i Ahaba miisa 70 ary ireo rahalahin'i Ahazia.
Eo amin'ny lafiny ara-pivavahana dia nofoanany tanteraka ny fivavahana amin'ny andriamanitra Baala izay nampidirin'i Ahaba ka narodany ny tempoliny sady novonoiny ny mpisorony, nefa tsy nahoany ny fanompoam-pivavahana tamin'ny ombilahy kely volamena izay natombok'i [[Jeroboama I]]. Ao amin'ny fitantarana deoteronomista sy taorian'izany izay miendrika faminaniana ao amin'ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] dia aseho ho mpiaro ny fivavahana amin'i [[Iahveh]] izy sy mpiady amin'ny fivavahana amin'i Baala i Jeho ka manambara izany fa i Iahveh no andriamanitra lehibe indrindra tao Israely tamin'izany fotoana izany.
 
Eo amin'ny lafiny ara-pivavahana dia nofoanany tanteraka ny fivavahana amin'ny andriamanitra [[Baala]] izay nampidirin'i Ahaba ka narodany ny tempoliny sady novonoiny ny mpisorony, nefa tsy nahoany ny fanompoam-pivavahana tamin'ny ombilahy kely volamena izay natombok'i [[Jeroboama I]]. Ao amin'ny [[fitantarana deoteronomista]] sy taorian'izany izay miendrika faminaniana ao amin'ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] dia aseho ho mpiaro ny fivavahana amin'i [[Iahveh]] izyi Jeho sy mpiady amin'ny fivavahana amin'i Baala i Jeho ka manambara izany fa i Iahveh no [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] lehibe indrindra tao Israely tamin'izany fotoana izany.
Amin'ny lafiny ara-tafika kosa dia notafihin'i Hazaela mpanjakan'i Arama-Damasy (na Arama Damasosy) i Jeho ka nitady fanohanana tamin'i Salmanazara III (na Salmanatsara III) mpanjakan'i Asiria. Mba hahazoany izany fanohanana izany dia nandoa hetra tamin'io mpanjaka io i Jeho nefa tsy ampy hahafaka azy tamin'i Hazaela izany. Azon'i Hazaela ny ampahan-tanin'i Israely ao atsinanan'ny ony Jordana.
 
Amin'ny lafiny ara-tafika kosa dia notafihin'i Hazaela mpanjakan'i Arama-Damasy (na Arama DamasosyDamaskosy) i Jeho ka nitady fanohanana tamin'i Salmanazara III (na Salmanatsara III) mpanjakan'i [[Asiria]]. Mba hahazoany izany fanohanana izany dia nandoa hetra tamin'io mpanjaka io i Jeho nefa tsy ampy hahafaka azy tamin'i Hazaela izany. Azon'i Hazaela ny ampahan-tanin'i Israely ao atsinanan'ny ony [[Jordana (ony)|Jordana]].
Tamin'ny nahafatesany dia nalevina tao Samaria i Jeho ka ny zananay atao hoe [[Joahaza (mpanjakan'i Israely)|Joahaza]] (na Joakaza) no nandimby azy teo amin'ny fitondrana.
 
Tamin'ny nahafatesany dia nalevina tao [[Samaria]] i Jeho ka ny zananay atao hoe [[Joahaza (mpanjakan'i Israely)|Joahaza]] (na Joakaza) no nandimby azy teo amin'ny fitondrana.
 
== Jereo koa: ==