Galilea (faritra): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-6:
 
== Jeografia ==
[[Sary:Kinneret-moshava.jpg|vignette|272x272px|Ny Ranomasin'i Galilea hita avy any amin'ny Kineret Moshava]]
I Galilea dia tangoron-tendrombohitra be vato ao amin'ny tapany avaratr'i Israely. Ny tendrony avo indrindra dia ny tendrombohitra Merona, izay mihoatra ny 1 200 m. Antonony ny maripanany sady manana rotsakorana izay mamatsy ireo renirano vitsivitsy ampiasaina amin'ny fambolena. I Galilea dia mandrakotra ny iray ampaha telon'ny velaran-tanin'i Israely, avy any Dana any avaratra, am-pototry ny tendrombohitra Hermona, hatrany amin'ny tendrombohitr'i Karmela sy i Gilboa any atsimo, ary avy any amin'ny lohasahan'i [[Jordana (ony)|Jordana]] any atsinanana hatrany amin'ny moron'ny [[Ranomasina Mediteranea]] any andrefana, ka mamakivaky ny lemak'i Jezrela sy Ako.