Koakerisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Sora-matevina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''[[Koakerisma]]''' na ny [[Koakerisma|'''Fikambanan'ny Sakaiza''']] na [[Koakerisma|'''Fiangonan'ny''' '''Sakaiza''']] dia fihetsiketsehana na fikambanana ara-pinoana niorina tao Angletera tamin'ny taonjato faha-17 vokatry ny fialan'ireo heverina ho mpivily lalana avy amin'ny [[Anglikanisma|Fiangonana anglikana]]. Atao amin'ny teny anglisy hoe ''Quakers'' izay midika hoe "mpangovitra" ny mpivavaka ao amin'io fikambanana io. Izy samy izy dia mifanome anarana hoe ''Friends'' izay midika hoe "sakaiza". I George Fox (1624-1691) no heverin'ny mpahay tantara ho nanangana ilay fikambanana na ny tena nanan-danja indrindra tamin'ireo mpitarika azy. Ao amin'ny firehana mistikan'ny [[Fanavaozam-piangonana]] lalim-paka no misy ny fikambanan'ny Sakaiza.
 
Isan-karazany ny fomba anatanterahan'ny Sakaiza ny fivavahany ka ahitana hatramin'izay mitovy fomba amin'ny [[Evanjelisma|Kristiana evenjelika]] nefa koa ahitana ireo izay manaraka firehana manakaiky ny tsy finoana an'Andriamanitra (ateisma).