Fianakaviam-piteny banto: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''[[Fiteny banto|fiteny banto]]''' dia fianakaviam-piteny afrikana izay ahitana fiteny miisa 400 any ho any tenenin'ny olona ao amin'ny firenena manodidina ny roapolo ao amin'ny antsasany atsimon'i Afrika - izany hoe ao amin'ny tapany afovoany sy atsimo ary atsinanan'i Afrika. Zana-bodron'ny fianakaviam-[[Fiteny nizero-kongoley|piteny nijero-kongoley]] ny fianakaviam-piteny bantoa. miisa any amin'ny 310 tapitrisa any ho any ny olona mampiasa ireo fiteny bantoa ireo. Isan'ny fiteny bantoa ny [[Fiteny soahily|fiteny soahily]] sy ny [[fiteny zolo]] ary ny [[Fiteny makoa|fiteny makoa]].