Bokin' i Ezekiela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sns
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-3:
Ny '''Bokin’i Ezekiela''' dia boky ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Milaza fitsarana sy fandrahonana ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israelita]] ny faminaniana raha mbola tsy rava ny [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan’i Joda]], fa faminaniana ny fanamelohana ireo firenena mpampahory ny vahoakan’Andriamanitra sy fanantenana ny hiverenan’ny voninahitr’i Israely kosa no votoatin’ny faminanianana nandritra ny [[Fahababoana tany Babilona]]. Ho tsaraina amin’ny asa nataony avy ny olombelona tsirairay sady hisy ny [[Fitsanganan-ko velona|fitsanganan’ny maty ho velona]]. Haorina fanindroany ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]]. Izany dia fahitana [[Literatiora apokaliptika|apokaliptika]].
 
Isan'ny atao hoe Mpaminany lehibe ao amin'ny sokajin'ny [[Bokin'ny mpaminany (Baiboly)|Bokin'ny mpaminany]] ao amin'ny Baiboly ny Bokin'i Ezekiela, fa isan'ireo atao hoe ''Nevi'im aharonim'' ("Mpaminany taoriana") izy ao amin'ny fizaràna faharoan'ny [[Tanakh]] atao hoe [[Nevi'im]].
 
== Ny fanoratana ny boky ==
 
=== I Ezekiela ===
Mpisorona tao Jerosalema i [[Ezekiela]]. Nentina natao [[Fahababoana tany Babilona|sesitany tany Babilonia]] koa izy niaraka tamin’ireo [[Jiosy]] hafa avy any Joda tamin’ny fotoan’ny Fahababoana, tamin’ny andron’i DariosaDariosy Lehibe mpanjakan’i [[Persia]] tany amin’ny taonjato faha-6 tal. J.K.
[[Sary:Visionary Ezekiel Temple.jpg|vignette|255x255px|''Ny kisarin'ny Tempoly,'' nataon'i Charles Chipiez, taonjato faha-19.]]
Nofidin’Andriamanitra ho mpaminany ho an’ireo babo tany [[Babilona]] sy ireo sisa tavela tao Jerosalema izy. Nanomboka tokony ho tamin’ny taona 597 tal. J.K. nandritra ireo taona faramparan’ny [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan’i Joda]] sady nifarana tamin’ny 570 tal. J.K. ny asa faminaniany. Ataon’Andriamanitra hoe "[[zanak’olona]]" i Ezekiela.
 
=== Ny mpanoratra ny boky ===
Ny [[lovantsofina]] dia manao an’i Zakaria ho nanoratra ny Bokin’i Zakaria. Nefa ny mpikaroka momba ny Baiboly sasany dia milaza fa tsy olon-tokana no nanoratra io boky io fa olona maro tamin’ny fotoana samihafa. I Pohlmann<ref><small>K.-F Pohlmann, ''Ezechielstudien. Zur Redaktionsgeschichte des Buches und zur Frage nach den ältesten Texten'' (BZAV 202), Berlin/New-York, 1992.</small></ref> dia milaza fa ny toko voalohany hatramin’ny faha-33 dia nosoratan’ilay mpaminany fa ny faha-34 hatramin’ny 48 dia soratra fanatevenana taty aoriana natao tao Babilona<ref><small>''Introduction à l'Ancien Testament'' - Textes édités par Thomas Römer, Jean-Daniel Macchi et Christophe Nihan - Éditions du Cerf - (ISBN 2-830-91112-1)</small></ref>.
 
== Ny firafitry ny boky ==
Andalana faha-22:
* Hitan’i Ezekiela ny voninahitr’Andriamanitra (1 – 3)
* Manakiana sy mandrahona an’ireo Israelita i Ezekiela (4 – 24)
* Hotsarain’Andriamanitra ireo ny firenen-kafa nampahory an’i Israely (25 – 33)
* Fampiononana sy fampanantenana ny vahoakan’Andriamanitra (34 – 39)
* Ny ho endriky ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] faharoa sy ny firenen’i Isiraely amin’ny hoavy (40 – 48)
Andalana faha-33:
* Ny amin’i [[Goga sy Magoga|Goga sy i Magoga]]
* Ilay Lohasahan'ny taolam-paty
* Ny fahitana nymomba amin’nyny Tempoly
 
== Jereo koa : ==