Bokin' i Baroka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-2:
 
Ny [[Bokin'i Baroka|'''Bokin'i''' '''Baroka''']] dia boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]]<nowiki/>n'ny [[Baiboly katolika]] sy ny [[Baiboly ortodoksa]]. Misy faminaniana navoaka tao [[Babilona]] ny ao amin'io boky io izay ahitana fahaiza-mandaha-teny. Ahitana fandinihana ny amin'ny teolojia sy ny tantaran'i Isiraely, ady hevitra momba ny fahendrena, sady teny nampitaina tamin'ireo mponin'i Jerosalema sy ireo any am-pielezana. Ahitana fiaiken-keloka sy fampanantenam-pahafahana ho an'ireo mifona noho ny fahotany ary vavaka fifonana amin'Andriamanitra sy fiderana azy ny ao amin'io boky io. Avy eo ilay boky dia midera ny fahendrena sy ny didin'Andriamanitra, ary miantso ireo Jiosy any am-[[Fahababoana tany Babilona|pahababoana]] mba hahery sy hionona. Ahitana taratasy atao hoe nalefan'i [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]] ho an'ireo Jiosy natao sesitany any Babilona izay taratasy fampitandremana amin'ny [[fanompoan-tsampy]].
 
 
 
Boky [[Boky deoterokanonika|deoterokanonika]] ho an'ny Katolika sy ny Ortodoksa ny Bokin'i Baroka sady tsy hita ao amin'ny [[Tanakh]] (Baiboly jiosy) sy ny [[Baiboly protestanta]] izay manakilasy azy ho [[Apokrifan'ny Baiboly|apokrifa]].