Boky faharoan' ny Mpanjaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Sora-matevina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka|'''Boky''' '''faharoan'ny''' '''Mpanjaka''']] na [[Boky faharoan'ny Mpanjaka|'''Mpanjaka''' '''faharoa''']] dia boky ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] izay isan’ireo atao hoe boky fitantarana na ara-tantara. Ao amin’ny [[Tanakh]] izy dia isan’ireo bokin'ny mpaminany. Manohy ny tantaran’ny [[Fanjakan'i Joda]] sy ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|an'i Isiraely]] izay niantomboka tao amin’ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka|Mpanjaka voalohany]] ity boky ity.
 
Io boky io dia mitantara ny nanjakan’ireo mpanjaka tsirairay hatramin’i [[Ahazia]] (na Okoziasa) ka hatramin’ny faharavan’ny Fanjakan’i Joda. Aseho tsirairay ny nitondran’ireo [[Mpanjakan'i Israely|mpanjakan’i Isiraely]] sy ny [[Mpanjakan'i Jodà|an'i Joda]] izay voahelok’Andriamanitra noho ny tsy fanarahan’izy ireo ny didiny. Ny Fanjakan’i Isiraely dia rava voalohany ka ny [[Asiriana]] no nahavita izany, fa ny Fanjakan’i Joda kosa no rava farany tokony ho 130 taona taorian’izany tamin’ny fanafihan’ny [[Babiloniana]].