Fiangonana ôrtôdôksa tatsinanana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
 
Ny [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|'''Fiangonana ortodoksa tatsinanana''']] na [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|'''Fiangonana ortodoksa katolika''']] izay fantatra indrindra amin'ny anarana fohy hoe [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|'''Fiangonana ortodoksa''']] dia fiangonana faharoa, raha ny hamaron'ny mpino ao aminy no jerena. Iray amin'ireo fiangonana tranainy indrindra izy. Fiombonam-piangonana ortodoksa maromaro izay samy niorina araka ny Kosily fito nifandimby izay atao hoe "[[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonan'ny Konsilykonsily fito]]" izy. Ny ankamaroan'ny Fiangonana ortodoksa tatsinanana dia hita ao [[Eoropa Andrefana]] sy ao Grisia (na Gresy) ary ao [[Kaokazy]]. Ahitana mpivavaka ortodoksa koa ny tapany atsinanan'i Mediteranea sy ao Afrika. Vitsy dia vitsy ny mpino ortodoksa any [[Atsinanana Afovoany]] noho ny fisian'ny fanenjehana. Amin'izao fotoana izao dia miisa 250 000 000 any ho any ny mpino ortodoksa maneran-tany.
 
== Ireo fiangonana 14 mpiombona ==