Papa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sns
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
'''Papa''' no anaram-boninahitra iantsoana ny [[eveka]]<nowiki/>n'i [[Roma]] sady izy koa no lohan'ny [[Fiangonana katolika|Fiangonana katolika romana]]<nowiki/>maneran-tany. Araka ny fampianarana katolika dia mifindra amin'ny alalan'ny fifandimbiasana hatramin'ny [[Masindahy Piera]] (na Petera) izay nahazo izany tamin'i [[Jesosy|Jesoa Kristy]] ny fahefan'ny papa. Izany no ataon'ny Katolika hoe [[fifandimbiasana apostolika]]. Ny anaram-boninahitra hoe ''papa'' dia hita ao amin'ireo tahirin-kevitra nanomboka tamin'ny [[Konsily voalohany tao Nisea]] (na Nikea) tamin'ny taona 325. Ny papa koa dia filohan'ny [[Fanjakan'i Vatikàna]].
 
Amin'izao fotoana izao dia i Jorge Mario Bergoglo no papa izay nitondra ny anarana hoe Fransoa (na Frantsesko) izay nandimby an'i [[Benoa XVI]] (na [[Benedikto XVI]]) sady izy no papa faha-266. Tamin'ny 13 Mey 2013 no nahalany azy tamin'ny mahaho papa azy.