Kristianisma ôrtôdôksa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Sora
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[Kristianisma ortodoksa|'''Kristianisma''' '''ortodoksa''']] dia fiombonan'ny fiangonana kristiana isan'ny tranainy indrindra vokatry ny fivakisan'ny [[Fiangonana Lehibe]] voalohany noho ny tsy fitovian-kevitra ara-pitondrana sy ara-teolojia nisy teo amin'ny [[Fiangonana Tatsinanana|Fiangonana tatsinana]] sy ny [[Kristianisma Tandrefana|Fiangonana tandrefana]]. Ny vakiny faharoa tamin'izany dia ny [[Fiangonana Katolika|Fiangonana katolika]] izay tsy iza fa ny Fiangonana tandrefana tany alohan'ny [[Fanavaozam-piangonana|Reforma protestanta]]. Mino ny [[Trinite]] ny Ortodoksa nefa tsy niombon-kevitra tamin'ny Fiangonana katolika ny amin'ny [[Fanahy Masina]] izay inoany fa mipoitra avy amin'ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] ihany fa tsy amin'ny [[Andriamanitra Zanaka|Zanaka]] koa (jereo: [[Filioque]]).
 
== Jereo koa: ==