Bokin' ny Deoterônômia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Namafa zavatra mibahana
Andalana faha-5:
 
== Fizaràn'ny boky ==
Ny Bokin’ny Deotronomia dia azo zaraina dimy ka ny fizaràna telo afovoany dia mirakitra ireo lahateny telo nataon’ny [[Mosesy]] teo amin’ny lemak’i Moaba talohan’ny hahafatesany.{{Testamenta Taloha}}
 
=== Ny lahateny fampidirana (1 – 4) ===
Ampahatsiahivina indray eto ny dian'ny Zanak'i Israely tao amin’ny tany efitra, izay niainga avy eo amin’ny tendrombohitra [[Tendrombohitra Horeba|Horeba]] (na [[Tendrombohitra Sinay (Baiboly)|Sinay]]) hatrany Kadesy ka hatrany Moaba.