Bokin' ny Nomery: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Namafa zavatra mibahana
Andalana faha-5:
 
== Firafitry ny boky ==
Azo zaraina telo ny Bokin'ny Nomery:{{Testamenta Taloha}}
=== Ireo roapolo andro farany tao Sinay ===
Ny fizaràna voalohany (Nom. 1.1 - 10.10) dia mirakitra ny fanisam-bahoaka natao, ny fandaminana ireo [[Fokon'i Israely|foko roa ambin'ny folo]]<nowiki/>n'i Israely, ny sata manokan'ireo [[Levita]], ny fanaovam-panatitra isankarazany, ny fankalazana ny [[Paska jiosy|Paska]], ary ny fanambaràna ny fanohizana ny dia ho any [[Kanaana (faritra)|Kanaana]].