Filaza mandidy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-95:
 
=== Tokam-pilazam-potoana ===
Amin'ny fiteny maro dia tsy manana afa-tsy [[Filazam-potoana (fitsipiteny)|filazam-potoana]] tokana ny filaza mandidy. Ny fanavahana atao hoe "lasa" (frantsay: ''impératif passé'') sy "ankehitriny" (frantsay: ''impératif présent'') ao amin'ny filaza mandidy, toy ny hita ao amin'ny [[Fiteny frantsay|fiteny frantsay,]] dia fanavahana ara-[[Fanehoan-javatra (fitsipiteny)|panehoan-javatra]] ka tokony hantsoina hoe "filaza mandidy efa" (frantsay: ''impératif accompli'') sy "filaza madidy tsy efa" (frantsay: ''impératif non accompli'') ireo endrika roa ireo.
 
* ''<u>Rentrez</u> à sept heures'' ("Modia ianareo amin'ny fito")