Panenteisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[panenteisma|'''panenteisma''']] dia fampianarana filozofika sy finoana izay ilazana an'[[Andriamanitra (anarana iombonana)|Andriamanitra]] ho sady maninteraka ny faritry ny natiora rehetra no sady mihoatra azy na ara-potoana na ara-toerana. Ny panenteisma dia mihevitra an'izao tontolo izao sy Andriamanitra ho zavatra mitovy raha eo amin'ny lafiny fisiana. Tsy mpamorona na demiorga Andriamanitra fa hery mandrakizay izay manetsika an'izao tontolo izao izay endrik'Andriamanitra hita maso. Ao anatin'Andriamanitra izao rehetra izao ary Andriamanitra dia miely eran'ny faritra tsirairay amin'izao rehetra izao<ref name=":0"><small>Peter C. Rogers, ''Ultimate Truth, Book 1'', AutorHouse, 2009 (<nowiki>ISBN 1438979681</nowiki>) [https://books.google.fr/books?id=KW3ihT9vES0C&printsec=frontcover&dq=isbn:143897969X&hl=fr&sa=X&ei=a4qxUY2oJ6eR7Ab5moDgCA&ved=0CDUQ6AEwAA#v=onepage&q&f=false Vakio eto] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fbooks.google.com%2F%3Fid%3DsCY4sAjTGIYC%26pg%3DPA21 tahiry]])</small></ref>. Lehibe noho izao tontolo izao Andriamanitra ary izao tonto izao dia ao anatiny<ref name=":0" />. Andriamanitra dia sady hery manetsika an'izao tontolo izao no vokatr'izany koa<ref name=":0" />.
 
== Fiforonan-teny ==