Hôsea (mpanjakan' i Israely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
I [[Hosea (mpanjakan'i Israely)|'''Hosea''']] na [[Hosea (mpanjakan'i Israely)|'''Osea''']] dia mpanjaka farany tao amin'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]] izay nanjaka teo anelanelan'ny taona 732 sy 722 tal. J.K. I Ela no rainy (tsy i [[Ela (mpanjakan'i Israely)|Ela]] mpanjaka).
 
== Ny anarany ==
Avy amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] hoe הוֹשֵׁעַ / ''Hôsheaʻ'' ny anarana hoe ''Hosea'' izay midika hoe "vonjeo". metyMety fanafohezana ny hoe הוֹשֵׁעַיהו izay midika hoe "Mamonjy i Iahveh" (na "Mamonjy i Jehovah" na "mamonjy ny Tompo") na "Mamonje, ry Iahveh" (na "Mamonje, ry Jehovah" na "mamonje, ry Tompo"). Amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] dia atao hoe ''Ὠσηέ'' / ''Ôsêe'' ao amin'ny [[Septoajinta]] (Baiboly jiosy amin'ny teny grika). Ny [[Protestantisma eto Madagasikara|Protestanta malagasy]] dia manoratra hoe ''Hosea'' fa ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Katolika malagasy]] kosa ''Osea''.
 
== Ny tantarany ==