Ahaza: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
I '''[[Ahaza]]''' na [[Ahaza|'''Akaza''']] dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] teo anelanelan'ny taona 735 sy 715 tal. J.K. Zanak'i [[Jotama]]<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 742-735 tal. J.K. i Jotama.</small></ref> izy. Izy no mpanjakan'i Jodà faha-12. I [[Hezekia]] na Ezekiasa zanany no nandimby azy.
 
== Ny anarany ==
Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia soratana hoe אָחָז / Â''khâz'' ilay anarana. Fanafohezana ny hoe ''Ioakhâz'' (Joahaza na Joakaza) izay midika hoe "Iahveh mitazona" ny hoe ''Âkhâz''. Ny [[Septoajinta]] (Baiboly jiosy amin'ny teny grika) dia manoratra azy hoe Ἄχαζ / ''Akhaz'' ary ny [[Volgata]] (Baiboly katolika amin'ny teny latina) dia manoratra hoe ''Achaz''.
 
Ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy]] dia manoratra hoe ''Ahaza'' fa ny [[Baiboly katolika amin'ny teny malagasy]] kosa manoratra hoe ''Akaza''.
 
== Ny tantarany ==
Raha vao nanjaka izy dia notafihin'ny mpanjaka tao amin'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]] atao hoe [[Peka (mpanjakan'i Israely)|Peka]] (na Fasea)<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 737-732 tal. J.K. i Peka</small></ref> sy Rezina (na Rasima) mpanjakan'i Siria<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 742-732 tal. J.K. i Rezina.</small></ref> izay tsy nahazo fahafaham-po tamin'i Ahaza ny amin'ny tokony hiraisany hina hanohitra an'i Asiria. I [[Edoma]] koa dia nanafika an'i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] tamin'ny andron'i Ahaza izay voatery tsy naharo ny tananan'i Elata ho azon'ny Edomita. Nitady vonjy tamin'ny mpanjakan'i [[Asiria]] atao hoe Teglata-Falasara III<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 745-727 tal. J.K.i Teglata-Falasara.</small></ref> i Ahaza mba hanampy azy hanohitra ny fahavalony. Resin'i Asiria tokoa i Siria sy i Israely. Izany no atao hoe [[ady siro-efraimita]] na [[Ady siro-efraimika|siro-efraimika]].
 
Ho takalon'izany fanampiana izany anefa dia tsy maitsy nanome ampahany tamin'ny tahirin-karen'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ho an'i Asiria i Ahaza. Tsy voaraka amin'ny tokony ho izy intsony ny fanompoana tao an-Tempoly sady nanompo ny [[Politeisma|andriamanitra maro]] sy ny [[Fanompoan-tsampy|sampi]]<nowiki/>n'i Asiria i Ahaza. Nampangain'ny mpaminany [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] (na [[Izaia (mpaminany)|Izaia]]) ho tsy mahatoky teo imason'i [[Iahveh]] ny mpanjaka Ahaza tamin'ny nitadiavan'i Ahaza vonjy tamin'ny Asiriana fa tsy tamin'Andriamanitra. Tamin'ny taona 715 tal. J.K. dia nandimby an'i Ahaza ny zanany atao hoe Hezekia na Ezekiasa.
 
 
Ho takalon'izany fanampiana izany anefa dia tsy maitsy nanome ampahany tamin'ny tahirin-karen'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ho an'i Asiria i Ahaza. Tsy voaraka amin'ny tokony ho izy intsony ny fanompoana tao an-Tempoly sady nanompo ny [[Politeisma|andriamanitra maro]] sy ny [[Fanompoan-tsampy|sampi]]<nowiki/>n'i Asiria i Ahaza. Nampangain'ny mpaminany [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] (na [[Izaia (mpaminany)|Izaia]]) ho tsy mahatoky teo imason'i [[Iahveh]] ny mpanjaka Ahaza tamin'ny nitadiavan'i Ahaza vonjy tamin'ny Asiriana fa tsy tamin'Andriamanitra. Tamin'ny taona 715 tal. J.K. dia nandimby an'i Ahaza ny zanany atao hoe [[Hezekia]] na Ezekiasa.
 
== Jereo koa: ==