Kirôsy Lehibe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-10:
|taona niasàna=
}}
'''I Kirosy Lehibe,''' izay atao hoe '''Kirosy II''', dia mpanjakan'i [[Persia]] tamin'ny taona 559 hatramin'ny taona 530 tal. J.K., teraka tamin'ny taona 590 tal. J.K. ary maty ny taona 529 tal. J.K. I Kambisesy I no rainy. Ny vadiny dia Kasandana. Ny zanany dia Bardia, Atosa, Artistona, Roksane, Kambisesy II. Izy no nanorina ny Empira persiana (na persa) izay nandimby ny [[Mediana|Fanjakana medianamedianita]] (na meda). Avy amin'ny teny persiana tranainy hoe ''Kûrash'' izay midika hoe "masoandro" io anarany io''.''Atao hoe '''Sirosy Lehibe''' na '''Sirosy II''' izy amin'ny teny malagasy.
 
Isan'ny fianakavia-manjakan'ny AkemesidaAkemenida (na Asemenida) izy. Fanafihana sy famaboan-tany etsy sy eroa tsy nisy toa azy no nanamarika ny fotoana nanjakany: rehefa avy nampanaiky ny fanapahany ny Mediana (na Meda) izy dia nanjaka koa tamin'ny Fanjakan'ny Lidia sy ny tanàn-dehibe grika tao Ionia, avy eo tamin'ny Empira babiloniana vaovao (isan'izany i [[Mesopotamia]], i Siria, ireo tanan-dehibe foinikiana ary i [[Jodea]]). Maty nandritra ady nifanaovany tamin'ireo Masageta (grika: Μασσαγέται / ''Massagetai''). Ny fanjakàny dia nanova ny tantaran'izao tontolo izao tamin'ny [[Andro Taloha]].
 
== Jereo koa ==