Fanavaozana prôtestanta: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Sora-matevina Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
k Tsipemina Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Lucas Cranach (I) workshop - Martin Luther (Uffizi).jpg|vignette|332x332px|I ''Martin Lotera'' tamin'ny taona 1529, sary nataon'i Lucas Cranach der Ältere.]]
Ny '''[[Fanavaozam-piangonana]]''', izay atao hoe koa [[Fanavaozam-piangonana|'''Reformasiona''']] na [[Fanavaozam-piangonana|'''Reforma''']], dia fihetsiketsehana ara-pivavahana tamin'ny taonjato faha-16 tao amin'ny [[Kristianisma Tandrefana|Fiangonana Tandrefana]] izay nanapitra ny fahambonian'ny [[Papa]] eo amin'ny fitondram-piangonana
Ny Reformasiona dia ahitana taratra ny fanahian'ny fanahin'olombelona<ref><small>Paul Faure, ''La Renaissance'', PUF, 1986, <abbr>p.</abbr> 108</small></ref>, ny amin'ny famonjena, izay ivon'ny fisaintsainan'ireo mpanavao finoana, izay namaky bantsilana ny fahasimban'ny fiarahamonina manontolo nateraky ny fivarotana ny [[indolzantsa]]. Nanararaotra ny firoborobon'ny fanaovana pirinty ny mpanavao finoana mba hanaparitahany ny [[Baiboly]] amin'ny fitenin'ny olona andavanandro (indrindra amin'ny [[Fiteny alemana|fiteny alemàna]]
Natombok'i Martin Lotera fony izy monka (na moanina) katolika tamin'ny 31 Oktobra 1517 tao amin'ny Empira Masina sy i [[Ulrich Zwingli]] tao Zorika, avy eo i [[Martin Bucer]] tao Strasborga ary taty aoriana i [[Jean Calvin]] tao Parisy sy tao Jeneva ny Reformasiona ka nahazo ny ampahany be tamin'i Eoropa Avaratra-Andrefana. Nandamoka ny ezaka fampihavanana natao tamin'izay ka teraka ny fivakisana teo amin'ny [[Katolisisma|Fiangonana katolika]]
Nanana endrika politika koa ilay Reformasiona protestanta satria lasa fitaovana nentin'ireo andriandahy tany Eoropa haneho ny fahaleovantenany manoloana ny fahefan'ny [[Papa]] izay lazaina fa [[Teokrasia|fitondram-pajakan'Andriamanitra]] ([[teokrasia]]) manerana izao tontolo izao. Nentin'ireo mponina maro hikomy manoloana ny andriamanjaka tsy ankasitrahany toa izay nisy tao Ekosy sy tao Holanda aspaniola koa
▲Nanana endrika politika koa ilay Reformasiona protestanta satria lasa fitaovana nentin'ireo andriandahy tany Eoropa haneho ny fahaleovantenany manoloana ny fahefan'ny Papa izay lazaina fa [[Teokrasia|fitondram-pajakan'Andriamanitra]] ([[teokrasia]]) manerana izao tontolo izao. Nentin'ireo mponina maro hikomy manoloana ny andriamanjaka tsy ankasitrahany toa izay nisy tao Ekosy sy tao Holanda aspaniola koa nhy Reformasiona. maro ny vokatr'ilay fihetsiketsehana tamin'ny taonjato faha-16, dia disadisa teo anivon'ny emperora Habsbourg sy ireo andriandahy alemàna, ary koa ireo ady an-trano tao Frantsa sy tao Angletera ary tao Ekosy.
== Jereo koa: ==
|