Elisa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Sora-madinika
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
I '''Elisa ''' na '''Elisea''' dia mpaminany resahina ao amindiampaminanyresahinaaoamin'ny [[Testamenta Taloha|TestamentaTaloha]]''''', indrindra ao amin'''''indrindraaoamin'ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka|Bokyfaharoan'nyMpanjaka]]'''''. Avy amin'''''Avyamin'ny [[teny hebreo|tenyhebreo]] hoe אלישע<nowiki/>hoeאלישע''''' / '''Elisha'' izay azo adika hoe "Nanampy Andriamanitra" ny anarany. Tamin'ny fotoana nampisy korontana sy nanapahan'ireo mpanjaka nandimby an'i [[Solomona]] (na Salômôna) izay nirona tamin'ny [[fanompoan-tsampy]] sy tamin'ny fanaranam-po isankarazany no tena niasan'ny mpaminany Elisa sy ny mpaminany [[Elia]] izay nananatra ireo mpanjaka ireo ny mba hiverina amin'ny fanompoana an'[[Andriamanitra]] ka hiala amin'ny fivavahana amin'ireo [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitry]] ny firenen-kafa toa an'i [[Baala]] sy i [[Astarte]].
 
== Fitantarana ao amin'ny Baiboly ==