Sonisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Silamo
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''sonisma''' no sampana lehibe indrindra ao amin'ny [[finoana silamo]] izay ahitana ny 90%n'ny mpino silamo maneran-tany. Iray amin'ny sampana telo lehiben'ny finoana silamo ny sonitasonisma, ka ny roa hafa dia ny [[shiisma]] sy ny [[karijisma]]. Miavaka amin'ireo sampana hafa ireo ny sonisma noho ny fomba fiheverany ny fivavahana. Ny Sonita dia atao amin'ny Arabo hoe "olon'ny sona" (sunnaسُنَّة / ''sunnah'') sy "olon'ny maro anisa" amin'ny(أهل fivavahana"السنة والجماعة‎ / (''ahl al-sunna wa'l-djama‘a''). Matetika dia lazaina ho "Miozolmana ortodoksa" ny Sonita.