Hijra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tantaran'ny fivavahana silamo
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra kely
Andalana faha-1:
Ny '''Hijra''' dia ny fifindra-monin'ny mpaminany [[Mohamady]] sy ireo mpanara-dia azy tamin'ny 16 Jolay taona 622 avy ao Maka<ref><small>Amin'ny teny arabo dia atao hoe مكة / ''Makka'' ny tananan'i Maka izay atao amin'ny teny frantsay hoe La Mecque, na Mecca amin'ny teny anglisy.</small></ref> makany Iatriba<ref><small>Amin'ny teny arabo dia atao hoe يثرب / ''Yathrib'' ny teny nogasina eto hoe Iatriba.</small></ref>, izay anaran'i MedinaMadina<ref><small>Atao hoe المدينة / ''Al-Madīna'' ny tanànan'i Madina amin'ny teny arabo, izay atao hoe Medine amin'ny teny frantsay na amin'ny ten anglisy.</small></ref> taloha, izay any amin'ny 350 km minavaratra. Atao hoe هجرة / ''hijrah'' izany amin'ny [[teny arabo]]. Io fotoana io no fanombohan'ny [[Tetiandro miozolmana|fanisan-taona silamo]]. Ireo mpanara-dia ny mpaminany ireo no atao amin'ny teny arabo hoe الصحابة / ''aṣ-ṣaḥābah.''
 
Io fotoan'ny Hijra io no fotoana nananganana ny fiombonan'ny mpino silamo voalohany (atao hoe أمّة / ''ummat''), satria ny fiarahamonin'ny vahoaka arabo dia miorina amin'ny fisian'ny foko. Fisarahana tanteraka amin'izany fomba izany ny zava-nitranga tamin'izany andro izany ho an'ny mpino silamo ka rivo-baovao no mitsoka noho izany.
 
== Loharano sy fanamarihana ==
<br />