Fiteny wolof: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k wikidata interwiki
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitsy tsipelina
Andalana faha-2:
[[Sary:Wolof Locator.png|200px|roght|Ny fiparitahan'ny mpiteny wolof (miloko maintso)|thumb]]
 
Ny '''fiteny wolof''' dia [[fiteny]] any [[Senegaly]], any [[Gambia]] ary any Maoritania. Ao amin'ny ratsana atlantika ny [[fiteny Nigeronizero-kongolezykongoley]] izy. Lavitra be amin'ny fiteny peul ny endriny. Manana fifandraisana amin'ny fitenin'ny [[faritra]] eo akaiky izy toy ny fiteny serere, ny diola, ny basari sy ny bainuk.
 
Misy miteny io fiteny io koa any [[Gambia]] sy any [[Maoritania]], ary manana fiseho ara-kolo-tsainakolontsaina ho azy manokana izy. Miankina amin'ny firaisan-kinykinany io ; mifankazo tsara ny mpitenin'ny faritra, ny mahasamihafa azy fotsiny dia ny roky sy ny teny indramina amin'ny fiteny hafa, ohatra : roky lebu, roky saint-louisien, sns.
 
== Fomba fanoratana ==
 
Nosoratana tamin'ny [[abidy arabo]] nofenoina ny fiteny wolof mandritry ny ela be. Mbola ampiasaina amin'ny [[Soratra Masina|soratra masina]] ny soratra arabo, fa mampiasa ny [[abidy latina]] ny fiteny wolof ankehitriny, fitsipika manokana hajaina mba hanoratra tsara ny fiteny wolof.
 
== Fomba fanisana ==