Tarehin-tsoratra sirilika : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
(Abidy)
 
 
Ny '''tarehin-tsoratra sirilika''' dia lamim-panoratana ampiasaina amin'ny fanoratana indrindraindrindra ny fiteny slava toy ny [[Fiteny rosiana|fieny rosiana]], ny [[fiteny okrainiana]], ny [[fiteny belarosiana]], ny [[fiteny rosina]], ny [[fiteny bolgariana]], ny [[fiteny makedoniana]] ary ny [[fiteny serbo-kroatiana]]. Ny tarehin-tsoratra sirilika dia noforonin'i Ohrid sy i Clément tamin'ny taonjato faha-9, izay nampianarin'ny monka roa, dia i Kyrillos sy i Methodios. Avy amin'ny [[abidy grika]] ny tarehin-tsoratra sirilika. Izy ireo no nisafidianana litera hamoronana ny [[abidy sirilika]] maro.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Abidy sirilika]]
16 270

modifications