Safodrano: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Gustave Doré - The Holy Bible - Plate I, The Deluge.jpg|vignette|382x382px|''Ny Safodrano'', nataon'i Gustave Doré, taona 1866.]]
Ny '''[[Safodrano]]''' dia loza nitranga, araka ny tantaram-pinoana[[Fedrà|fedra]] sy angano, nahasafotry ny rano ny Tany manontolo ka nahafaty saika ny zava-mananaina rehetra. Tantaraina anatinaanaty bokim-pivavahana sy tahirin'anganontahirim-pedran'ny firenena maro eto an-tany izany. Amin'ny ankapobeny izany loza izany, araka ireo boky sy anganofedra ireo, dia tonga noho ny hatezeran'ireo [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] na hatezeran' [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] vokatry ny haratsian'ny zava-misy teto an-tany, indrindra ny ratsy ataon'ny olombelona izay efa tafahoatratafahoatry ny azo leferina. Nefa tsy ny zava-manana ainamananaina rehetra na ny olona rehetra no maty satria nisy ny voatsimbina mba hanome taranaka vaovao. Taorian'izany dia nisy tontolo voadio nahitana zava-mananaina sy olombelona vaovao taranak'ireo izay voatsimbina.
 
Ankoatr'ilay fitantarana ny Safodrano ao amin'ny [[Bokin'ny Genesisy]] ao amin'ny [[Baiboly]] izay miresaka ny amin'i [[Noa]] (Noe) sy ny [[Sambofiaran'i Noa|sambofiarany]], dia ahitana an'izany lohahevitra izany koa ny lovantsofina am-bava na ny literatiora tranainy amin'ny firenena sy vahoaka maro eto an-tany, ka ny malaza indrindra dia ny [[Tantaran'i Gilgamesy]].
 
== Ny tantara ao amin'ireo bokin'ny finoana abrahamika ==
Andalana faha-9:
=== Ny tantaran'ny safodrano ao amin'ny Baiboly ===
[[Sary:The Deluge after restoration.jpg|vignette|388x388px|''Ny Safodrano'', araka an'i Michelangelo, tanelanelan'ny taona 1508 sy 1509. ]]
Sombin-dahatsoratra avy ao amin'ny Bokin'ny Genesisy:
 
==== Fampiomanana an'i Noa ====
Andalana faha-34:
<small>Ary izao no nambara tamin'i Noa</small><ref><small>I Noa na Noe dia atao hoe Nuh amin'ny teny arabo.</small></ref><small>: "Tsy hisy mpino afa-tsy izay efa nino avy amin'ny vahoakanao. Aza malahelo amin'izay ataony. Ary manamboara sambo eo ambany masonay sy araka ny fanambarànay. Ary aza miantso Ahy intsony hangataka ny amin'ny olon-tsy marina, satria ho dobo izy ireo."</small>
 
<small>Dia namboariny ny sambo. Ary isaky ny nisy olom-be nandalo eo akaikiny dia nihomehy azy. Ka hoy izy: "Raha mihomehy anay ianareo, dia hihomehezanay, sahala amin'ny ihomehezanareo anay. Ary ho fantatreo tsy ho ela hoe amin'iza no hahatongavan'ny famaizana izay hanala- baraka azy, ary amin'iza no hianjeran'ny famaizana maharitra!"</small>
 
<small>Avy eo, tamin'ny nahatongavan'ny didinay ka nangotraka ny lafaoro</small><ref><small>Ny rano no atao hoe "mangotraka" ary ny tany no oharina amin'ny hoe "lafaoro" eto.</small></ref><small>, dia niteny izahay hoe: "Ampidiro ny tsiroaroa isam-pivadiany ary torak'izany koa ny ankohonanao sy ireo izay mino, afa-tsy ireo izay nanononana ny didy". Nefa vitsy ireo izay nino niaraka taminy. Ary hoy izy: "Miakara ao anatiny. Ny fandehanany sy ny fiantsonany anie ho amin'ny anaran'i Allah. Eny, Mpamela heloka sy Be indrafo ny Tompoko". Ary nivezivezy izy ka nitondra azy ireo teny afovoan'ny rano sahala amin'ny tendrombohitra.</small>
Andalana faha-40:
<small>Ary Noa niantso ny zanany lahy, izay nitoetra somary nitanila (tsy lavitra ny sambo): "Ry zanako, miakara miaraka aminay fa aza mitoetra miaraka amin'ny ratsy fanahy". Namaly izy hoe: "Ndeha hialoka eny amin'ny tendrombohitra hiaro ahy amin'ny rano aho". Ary hoy i Noa: "Androany dia tsy hisy mpiaro amin'ny didin'i Allah. (Ho faty ny mananaina rehetra) afa-tsy izay amindrany fo". Ary niditra teo anelanelan'izy roa tonta (teo no ho eo) ny onjan-drano, ary isan'ireo dobo an-drano ilay zanany lahy.</small>
 
<small>Ary izao no teny: " Ry tany, atelemo ny ranonao! Ary ianao ry lanitra, mitsahara (tsy hanorana)! Nidina ny rano ka tanteraka ny baiko ary nipetraka teo ambonin'nyi Jōdȳ ny sambo, ary izao no teny: "Manjavòna ry olona mankasitraka ny ratsy!" (Kor'any 11.36-44).</small>
 
== Jereo koa ==