Zanak' i Israely: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:1867 Edward Poynter - Israel in Egypt.jpg|vignette|376x376px|''Israely ao Egypta'',  nataon'i Edward Poynter,  1867]]
Ny '''Zanak’i Israely''' na '''Zanak’Israely''' dia ireo [[Hebreo (mponina)|Hebreo]] taranak’i [[Jakoba (patriarka hebreo)|Jakoba]] nonina tany Egypta avy eo nifindra tany Kanana. Israely no iantsoana an’i Jakoba taorian’ny nitolomany tamin’ny anjely iray. Ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] indrindraindrindra no ahitana io andian-teny ''Zanak’i Israely'' io. Ao amin’ny [[Testamenta Vaovao]] dia mety hanondro ny Kristiana io andian-teny io. Tsy voatery hitovy ny dikan'ny hoe ''Zanak'i Israely'', ''[[Israelita]]'', ''[[Hebreo (mponina)|Hebreo]]'' ary ''[[Jiosy]]'' (na ''Jody'') arakaraka ny lahatsoratra misy azy.
 
== Jereo koa : ==