Fiteraham-birijiny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[fiteraham-birijiny|'''fiteraham'''-'''birijiny''']] na [[Fiteraham-birijiny|'''fitorontoronam'''-'''birijiny''']] dia foto-pampianarana ao amin'ny [[Baiboly]] sy ny [[Kor'any]] izay milaza fa naterak'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] izay nitoetra tamin'ny maha virjiny azy i [[Jesosy]]. Samy mino ny fiteraham-birijiny na ny [[Kristianisma|Kristiana]] na ny miozolmana[[Finoana silamo|Miozolmana]] na dia tsy mitovy ny dikan'izany ao amin'ireo fivavahana roa ireo. Ny [[Evanjelin'i Matio]] no milaza izany ("<small>24</small> Ary Josefa, rehefa nahatsiaro tamin'ny torimasony, dia nanao araka izay nandidian'ny anjelin'ny Tompo ary ka nampakatra ny vadiny. <small>25</small> Ary tsy nahalala azy izy mandra-piterany Zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Jesosy." Mat. 1.24-25). Midika izany fa tsy nanao firaisana ara-nofo i Maria taloha sy nandritra ny nampitoe-jaza azy. Ny [[Kristianisma ortodoksa|Ortodoksa]] sy ny [[Katolisisma|Katolika]] dia nanitatra an'izany fampianarana izany ka milaza fa nitoetra ho virjiny i Maria na dia taorian'ny niterahany an'i Jesosy aza. Ny Fiangonana tatsinanana sasany sy ny [[Protestantisma|Protestanta]] kosa dia tsy mampianatra an'izany maha virjiny mandrakizay an'i Maria izany.
 
== Jereo koa: ==