Renin' Andriamanitra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny anaram-boninahitra hoe '''''[[Renin'Andriamanitra]]''''' dia anarana omen'ny [[Katolisisma|Katolika]] sy ny [[Kristianisma ortodoksa|Ortodoksa]] an'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] renin'i [[Jesosy|Jesoa]]. Izany anarana izany dia notapahin'ny [[konsily tao Efeso]] (na Efesosy na Efezy) tamin'ny taona 431 nefa i Aleksandra avy any Aleksandria no nampiasa azy voalohany tamin'ny taona 325. Amin'ny [[Fiteny grika taloha|fiteny grika]] dia ny hoe Θεοτόκος / ''Theotokos'' ("niteraka an'Andriamanitra") no dikan'io teny io.
 
Noho i Maria niteraka an'i Jesoa (na Jesosy) izay inoan'izy ireo fa sady olona no [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] no mahatonga izany. Raha sady olona tokoa no Andriamanitra tokoa i Jesoa dia sady niteraka olona tokoa no niteraka Andriamanitra tokoa i Maria niteraka azy, hoy ny Katolika.
Andalana faha-5:
Tsy manaiky ny anaovana an'i Maria ho Renin'Andriamanitra ny [[Protestantisma|Fiangonana protestanta]]. Ekeny ny maha renin'ilay olona atao hoe Jesosy an'i Maria fa toheriny ny maha renin'ilay Andriamanitra, izay tsy iza fa i Jesosy ihany, an' Maria.
 
Ny antokom-pivavahana tsy mino ny [[Trinite]] dia mitovy hevitra amin'ny Protestanta nefa ny azy indray dia mazava kokoa satria tsipahiny tanteraka ny fampianarana manao an'i Jesosy na Jesoa ho Andriamanitra. Isan'ireo fivavahana ireo ny [[Vavolombelon'i Jehovah]].
 
== Jereo koa: ==