Jodaisma rabinika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''jodaisma rabinika''' dia endriky ny [[jodaisma]] nipoitra avy amin'ny [[jodaisma farisiana]] taorian'ny faharavan'ny [[Tempolin'i Jerosalema]] tamin'ny taona 70 taor. J.K. Tamin'ny taonjato faha-2 hatramin'ny faha-6, izay fotoana nanombohana nandray azy ho endrika filamatry ny jodaisma, no niforonan'ny firafetany.
 
Ny [[jodaisma karaita]] ihany, izay misy mpikambana vitsy, no tsy manaiky ny fivoasana ataon'ny raby, satria mantsy tany aloha dia tsy eken'ny [[Samaritana]] izay rehetra tsy voasoratra ao amin'ny boky dimy ao amin'ny Baiboly, izany hoe ao amin'ny [[Torah]].
Andalana faha-6:
 
== Ny fototry ny fampianaram-pinoan'ny jodaisma rabinika ==
Araka ny fampianaran'ny jodaisma rabinika dia ny andalana ao amin'ny [[Bokin'ny Eksodosy]] (na Eksaody) izay atao amin'ny teny hebreo hoe שְׁמוֹת / ''Shemot'' (Eks. 24:12) dia midika fa misy Lalàna roa nomena miaraka tao amin'ny [[Tendrombohitra Sinay (Baiboly)|tendrombohitra Sinay]] (na Sinaia), dia ny Torah izay Lalàna voasoratra (hebreo: תורה שבכתב‎ / ''Torah she-bi-khtav'') sy ny [[Mishna]] izay Lalàna am-bava (hebreo: תורה שבעל פה/ ''Torah she-be'al peh'').
 
Izao ilay andalan-tsoratra:
"''Ary hoy IHVH tamin'i Mosesy: Miakara eto amiko eto an-tendrombohitra ka mitoera eto, dia homeko anao ny vato fisaka izay misy ny'' Torah ''sy ny'' Mitsva'', izay nosoratako hampianarina azy''." (Eks. 24:12). Ao amin'ny Baiboly malagasy dia adika hoe "lalàna" ny hoe ''Torah'' fa "didy" kosa ny hoe ''Mitsva''.
 
"''Ary hoy IHVH tamin'i Mosesy: Miakara eto amiko eto an-tendrombohitra ka mitoera eto, dia homeko anao ny vato fisaka izay misy ny'' Torah ''sy ny'' Mitsva'', izay nosoratako hampianarina azy''." (Eks. 24:12). Ao amin'ny [[Baiboly amin'ny teny malagasy|Baiboly malagasy]] dia adika hoe "lalàna" ny hoe ''Torah'' fa "didy" kosa ny hoe ''Mitsva''.
Ireo Lalàna roa ireo dia nambara tamin'ireo nanatrika sady nampitaina am-bava hatramin'izay ka hatramlin'ny vanimpotoan'ny Tempoly Faharoa tao Jerosalema.
 
Ireo Lalàna roa ireo dia nambara tamin'ireo [[Zanak'i Israely]] nanatrika sady nampitaina am-bava hatramin'izay ka hatramlin'ny vanimpotoan'ny Tempoly Faharoa tao Jerosalema.
Tamin'ny nandravana ny tempoly tamin'ny taona 70 taor. J.K., indrindra taorian'ny nahafatesan'ireo Olon-kendrin'nizany fotoana izany (ny Raby Akiva no nalaza indrindra tamin'izy ireo) dia nisy nay fanapahan-kevitra handraikitra ho fehezan-dalàna ao amin'ny [[Mishna]] (fehezan-dalàna am-bava jiosy voalohany sady literatiora rabinika voalohany koa) ny [[Torah am-bava]]. Avy tamin'io Mishna io no nanoratana ny Tosefta 'fanampin'ny Mishna) sy ny Gemara (fivoasana ny Mishna izay mampifandray azy mazava amin'ny Tanakh amin'ny fomba mazava kokoa).
 
Tamin'ny nandravana faharavan'ny tempoly tamin'ny taona 70 taor. J.K., indrindra taorian'ny nahafatesan'ireo Olon-kendrin'nizanyizany fotoana izany (ny Raby Akiva no nalaza indrindra tamin'izy ireo) dia nisy nayny fanapahan-kevitra handraikitra ho fehezan-dalàna ao amin'ny [[Mishna]] (fehezan-dalàna am-bava jiosy voalohany sady literatiora rabinika voalohany koa) ny [[Torah am-bava]]. Avy tamin'io Mishna io no nanoratana ny Tosefta '(fanampin'ny Mishna) sy ny Gemara (fivoasana ny Mishna izay mampifandray azy mazava amin'ny Tanakh amin'ny fomba mazava kokoa).
Tamin'ny taonjato faha-5 sy faha-6 dia nampandrina an-tsoratra ny endrika roan'ny Talmud (lahatsoratra mamondrona ny adihevitr'ireo raby momba ny lohahevitra isan-karazany ao amin'ny Lalàna jiosy), dia ny Talmudn'i Jerosalema sy ny Talmudn'i Babilona, izay nampiravina ny Mishna sy ny Gemara ary ireo soratra ivoasana azy ireo.
 
Tamin'ny taonjato faha-5 sy faha-6 dia nampandrina an-tsoratra ny endrika roan'ny [[Talmud]] (lahatsoratra mamondrona ny adihevitr'ireo raby momba ny lohahevitra isan-karazany ao amin'ny Lalàna jiosy), dia ny Talmudn'i Jerosalema sy ny Talmudn'i Babilona, izay nampiravina ny Mishna sy ny Gemara ary ireo soratra ivoasana azy ireo.
 
Farany, tamin'ireo taonjato manaraka dia nisy literatiora rabinika nosoratana manodidina ny Talmud izay ahitana famoaboasana, fanontaniana arahim-baliny, sns. Izany rehetra izany no fototra iorenan'ny fampianaram-pinoan'ny jodaisma rabinika.
 
Amin'ny jodaisma rabinika, ny hevitry ny Torah voasoratra dia tsy ho azo raha tsy eo ny Torah am-bava. Izany, ohatra, no mety hitranga amin'ny famakiana ny andalana ao amin'ny Lalàna jiosy manao hoe: "Hovonoinao araka ny fitsipika nandidiako anao ny biby" dia tsy hita ao amn'ny Tanakh fa ao amin'ny Talmudn'i Babilona).
 
Ny [[Halakha]] (fitambaran'ny fitsipika sy ny fomba amam-panao ao jiosy fehezin'ny Lalàna jiosy) ao amin'ny jodaisma rabinika dia miorina indrindraindrindra amin'ny Torah voasoratra nefa koa amin'ny Torah am-bava sy amin'ireo famelanelarana an'ity Torah an-tsoratra ity.
 
== Ny sampan'ny jodaisma rabinika ==
Ny jodaisma rabinika no be mpanaraka indrindra ao amin'ny jodaisma, hany ka raha miresaka ny amin'ny jodaisma dia izy no tonga ao an-tsain'ny maro voalohany ka lasa ampitovizina aminy. Tsy ranoray tanteraka anefa ny jodaisma rabinika fa misy sampam-pirehana telo lehibe izay samy manana ny fivoasany ny fomban'ny fanambaran-tenan'Andriamanitra, ny fahazoany ny maha zava-dehibe ny fanapahafanapahan-kevitry ny raby, eny fa na ny famaritana ny atao hoe "jodaisma rabinika" aza. Ireto avy izy ireo: ny [[jodaisma nohavaozina]] sy ny [[jodaisma mpitahiry]] ary ny [[jodaisma ortodoksa]].
 
=== Ny jodaisma nohavaozina ===
Ny jodaisma nohavaozina dia sampan'ny jodaisma rabinika izay niseho tao Alemaina tamin'ny [[taonjaton'ny Fahazavana]], tao amin'ny fihetsiketsehan'ny Haskala notarihin'i Moses Mendelssohn. Maro ireo firehana nipoitra tamin'izany izay namporisika ny Jiosy handray ny fandrosoana amin'izao andro ankehitriny izao sady hifanerasera amin'ny fiarahamonina ivelan'ny an'ny Jiosy. Indraindray koa ny jodaisma nohavaozina dia atao hoe jodaisma liberaly na jodaisma progresista.
 
=== Ny jodaisma mpitahiry ===
Ny jodaisma mpandala ny nentin-drazanampitahiry, izay atao hoe koa Masorti, dia firehan'ny jodaisma rabinika izay mnadraymandray ny fotokevitry ny fanavaozana nefa tsy mandray izany ho lasan-davitra loatra na lalina loatra. Ny fihetsiketsehana masorti dia mitonionmitonon-tena ho firehana afovoany izay manome lanja ny fahefan'ny [[Talmud]] nefa manaraka ny fitsipika amin'ny fomba tsy hentitra loatra sady tsy mila fanajana amin'ny pitsopitsony ireo fanapahan-kevitra tany aloha, ka izany no mahatonamahatonga ireo rabiny halalaka kokoa amin'ny fivoasany ny Halaka. Ao Etazonia sy ao Kanada no tena ahitana ny jodaisma mpandala ny nentin-drazanampitahiry.
 
=== Ny jodaisma ortodoksa ===
Ny jodaisma ortodoksa dia firehan'ny jodaisma rabinika izay mihevi-tena ho hany mandray tokoa ny finoana sy ny fanaon'ny Jiosy mandala ny Lalàna voasoratra sy ny Lalàna am-bava nampitain'i [[Mosesy]] teo amin'ny tendrombohitra Sinay (na Sinaia), miaraka amin'ny fivoasana ireo lalàna ireo. Heverin'ny Jiosy ortodoksa ho mihataka amin'ny lala-marina ny Jiosy hafa rehetra izay atao nyataony ho manao [[fampianaran-diso]]. Ny teny hoe "ortodoksa" dia napetak'ireo Jiosy manaraka ny jodaisma nohavaozina tamin'izy ireo ka misy ny manaiky an'izany ary misy ny tsy tia an'izany fa misafidy ny teny hoe ''Haredi''.