Ririnina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitatra
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanampy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''ririnina''' no [[fizaran-taona]] manaraka ny [[fararano]], izay vanim-potoana mangatsiaka; fohy ny andro fa ny alina no lava. Rako-drahona matetika ny andro ririninakaririnina ka tsy ampy ny hazavana sy ny hafanana azo avy amin'ny [[masoandro]]. Ianjadian'ny fanala ny hazo ka mihintsan-dravina. Amin'Milevina ireo faritrabiby misy fizaran-taona efatra dia ny [[fararano]] no eo alohany fa ny [[lohataona]] no manarakaraka azy. Izy no fizaran-taonampilevina faranyririnina.
 
Amin'ireo faritra misy fizaran-taona efatra dia ny [[fararano]] no eo alohany fa ny [[lohataona]] no manarakaraka azy. Izy no fizaran-taona farany.

Raha zaraina efatra mitovy ny taona iray dia izao: ao amin'ny ila-bolantany avaratra dia mahafaoka ny volana [[Desambra]] sy [[Janoary]] ary [[Febroary]] ny ririnina fa ao amin'ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana [[Jona]] sy [[Jolay]] ary [[Aogositra]] io fizaran-taona io.
 
== Jereo koa: ==