Fararano: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Faingo
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''fararano''' no [[fizaran-taona]] manaraka ny [[fahavaratra]]. Efa manomboka mihena ny [[orana]] amin'io, ka izay no nahatonga io fiantsoana azy io.
 
Amin'ny faritra misy fizaran-taona efatra dia izy no fizaran-taona fahatelo, manarakaraka ny [[fahavaratra]] sady dimbiasan'ny [[ririnina]].
Raha zaraina efatra mitovy ny taona iray dia izao: ao amin'ny ila-bolantany avaratra, dia mahafaoka ny volana Septambra sy Oktobra ary Novambra ny fararano ao amin'ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana Marsa sy Avrily ary Mey io fizaran-taona io.
 
Mihamena na manomboka mihintsana na mihamaina ny ravin-kazo na ny ahitra sasany. Miomana hilevina ireo biby mpilevina ririnina. Manangona ny vokatry ny fambolena tamin'ny fahavaratra ny tantsaha.
 
Mihafohy ny [[andro]] ary mihalava ny [[alina]]. Mihamihena ny hazavana sy ny hafanana azo avy amin'ny [[masoandro]].
 
Raha zaraina efatra mitovy ny taona iray dia izao: ao amin'ny ila-bolantany avaratra, dia mahafaoka ny volana [[Septambra]] sy [[Oktobra]] ary [[Novambra]] ny fararano ao amin'ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana [[Martsa|Marsa]] sy [[Aprily|Avrily]] ary [[Mey]] io fizaran-taona io.
 
== Jereo koa: ==