Lohataona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitatra kely
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''lohataona''' no [[fizaran-taona]] voalohany amin'ny taona. ManombokaAmin'ny faritra misy fizaran-taona efatra dia mandimby ny ririnina izy sady dimbiasan'ny fahavaratra. Amin'ny lohataona no manomboka mitsiry sy maniry avokoa ireo zava-maniry nihintsina nandritra ny ririnina. Mitombo ny halavan'ny andro ary mihena ny an'ny alina. Mihamafana ny andro nefa tsy mbola misy na betsaka ny orana.
 
Raha zaraina efatra mitovitovy ny taona iray dia izao: ao amin'ny ila-bolantany avaratra dia mahafaoka ny volana [[Martsa|Marsa]] sy [[Aprily|Avrily]] ary [[Mey]] ny lohataona fa ao amin'ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana [[Septambra]] sy [[Oktobra]] ary [[Novambra]] izany.