Fiteny anglisy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Namafa teny tsy ilaina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-6:
}}
[[File:EN English Language Symbol ISO 639-1 IETF Language Tag Icon.svg|thumb|left|upright|EN ([[ISO 639]]-1)]]
Ny '''{{BASEPAGENAME}}''' (English [/ˈɪŋɡlɪʃ/]) dia teny [[Jermanikafiteny jermanika]] avy any [[Angletera]].
Io no tenim-pirenena nahaben'nahabe ny mponina anatin'ny [[firenena]] maro, indrindra any Royaume Uni sy ny zanataniny taloha : [[Etazonia]], [[Kanada]], [[Aostralia]], [[Afrika Antsimo]], [[India]]. Ireo zanatany taloha izay mbola mampiasa ny teny anglisy dia lazaina fa ao amin'ny [[tontolo miteny anglisy]], izay manana anarana ''anglosphere'' amin'ny teny anglisy.
 
Isan'ny fiteny teny tena be mpiteny indrindra eto an-tany ny teny anglisy, ao arinanarian'ny teny [[fiteny sinoa|Sinoa]]. Satria izy ny tenyno teny be mpianatra indrindra. Miteny ny olona sàsanysasany hoe « "fiteny internasionaly »iraisam-pirenena" ny teny anglisy. Sady io fiteny io no teny fiasana anatin'ny [[UN]] ([[UnitedFirenena NationsMikambana]]) miaraka amin'ny [[fiteny frantsay]]
 
[[Sary:Anglospeak(800px).png|500px|ankavanana|thumb]]
Andalana faha-15:
== Tantara ==
 
Ny fiteny anglisy dia fiteny voasokajy ao amin'ny fiteny jermanikarmanika andrefana, any [[Eoropa]]. Ny teny anglisy dia avy amin'ny tenin'ny foko jermanika tonga nipetraka ao Britania (Ilay nosin'i Britania) ary voaanjadinnianjadian'ny fitenin'ny mpanjanatany avy any [[Skandinavia]], avy any Normandia ary avy any [[Frantsa]] Avaratra tamin'ny Taona[[Andro AfovoanyAntenantenany]] (frantsay: Moyen Âge), ary taty aoriana voaanjadin'ny teny frantsay ankehitriny. Tahaka ny fiteny maro ao Eoropa, betsaka ny indran-teny avy amin'ny [[fiteny latina]] sy avy amin'ny [[fiteny grika]], hatramin'izay ka hatramin'izao. Ny tenyfiteny romana hafa sy ny fitenin'ny zanatany taloha dia nianjadinanianjady tamin'ny fiteny anglisy britanika amin'ny fomba tsy dia lalina. Fa, ny fianjadian'ny fiteny vahiny dia samihafa eo anivon'ny firenena miteny anglisy maro samihafa (fianjadian'ny fiteny eo an-toerana), ary manao fomba fiteny iray mety manamarika ny anglisy britanika.
 
== Fiteny avy amin'ny fiteny anglisy ==
 
TenyIreto voasintonaireo fiteny avy amin'ny tenyfiteny anglisy
 
* Ny ''[[fiteny anglisy tsotsotra]]'' na ''Basic English'' dia teny naboarin'i [[C. K. Ogden]] sy i [[I. A. Richards]] tamin'ny taona 1930. miisa 850 ny isan'ny teny ao anatiny : ireo izay ilaina anatin'ny fiainana miaraka amin'izay ilaina mba hanazava ny dika anatin'ny firesahinafiresahana.
 
* Ny ''[[fiteny anglisy manokana]]'' na ''Special English'' dia mampiasa teny 2.000 sady tononina moramora kokoa nohon'ny teny anglisy tsotra.
 
* Ny ''[[fiteny anglisy nomoramoraina]]'' na ''Simple English'' dia amipiasain'i mpikambana eto amin'ny [[Wikipedia]] (ao amin'iny [http://simple.wikipedia.org simple.wikipedia.org]).
 
== Rohy ivelany ==