Tsindrimandry (fivavahana): Fahasamihafan'ny versiona

tsy misy ambangovangom-panovana
(Tsipelina)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
 
==== "Divinitus inspirata" ====
Tamin'ny nandikan'i [[Hieronimo avy any Stridona|Hieronimo]] (na Jerôma) ny [[Baiboly]] ho amin'ny teny latina dia nadikany amin'ny teny hoe ''inspirata'' ny teny grika hoe ''theopneustos.'' Ny hoe ''inspirata'' dia avy amin'ny [[matoanteny]] hoe ''inspirare'' izay fikambanan'ny tsitinteny[[tsirinteny]] hoe ''in''- (izay midika hoe "anaty") sy ny matoanteny hoe ''spirare'' (izay midika hoe "miaina" na "misefo"). Ny hevitra voalohan'ny hoe ''inspirare'' dia "misefo ao anaty" na "mitsoka ao anaty". Izao no nandikana ny 2Tim. 3.16-17 ao amin'ny [[Volgata]]:
 
"Omnis Scriptura <u>divinitus inspirata</u> utilis est ad docendum, ad arguendum, ad corripiendum, et erudiendum in justitia: ut perfectus sit homo Dei, ad omne opus bonum instructus."<ref><small>''Biblia Sacra juxta Vulgatam Clementinam''. (2005) (Ed. electronica.). : Logos Bible Software.</small></ref>.
2 689

modifications