Fanahy Masina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[Fanahy Masina|'''Fanahy''' '''Masina''']], araka ny finoana jiosy sy kristiana, dia ny Fanahin’Andriamanitra, izay hery anatanterahany ny zavatra kasainy hatao hatramin’ny [[Famoronana]] izao tontolo izao ka hatramin’izao. Hita ombieniombieny izyny firesahana ny Fanàhy Masina ao amin’ny [[Baiboly]].

Ao amin’ireo Fiangonana be mpanaraka sy mitazona ny [[tenim-pinoana]] (dogma) mahazatra (katolika sy ortodoksa ary ny ankamaroan’ny protestanta) dia tsy hery fotsiny ihany ny Fanahy Masina fa persona fahatelon’Andriamanitra, manampy ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] sy ny [[Andriamanitra Zanaka|Zanaka]] ao amin’ny [[Trinite]]. Ny taranja [[Teolojia|teolojika]] andinihana sy ampianarana ny amin’ny Fanahy Masina dia ny [[Pneomatolojia]].
 
== Jereo koa: ==