Jefta: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
I '''Jefta''' na '''Jiftà''' na '''Jefte''' dia [[Mpitsara ao amin'ny Baiboly|mpitsara]] tao Israely (Mpits. 10.7-12-7). Isan'ireo atao hoe mpitsara lehibe izy. Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia tononina hoe ''Yip̄tāḥ'' io anarana io. I [[Jaira]] no mpitsara nodimbasany ary i [[Ibzana]] no nandimby azy.
 
Notendren'ireo mpitondra an'i Gileada i Jefta mba hitarika ny ady tamin'ny Amonita izay nandrahona azy ireo. Nandresy izy ka niteraka fialonana teo amin'ny [[fokon'i Efraima]] izany. Nanafika azy ny Efraimita nefa tsy nahomby ka nahatonga an'i Gileada ho afaka nizaka tena ary angamba tsy niankina tamin'ny [[Fokon'i Manase|firenen'i Manase]] raha tsy taorian'ny fandresen'i Gideona ny [[Midiana|Midianita]].
 
== Jereo koa: ==