Israelianina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
'''Israeliana''' na '''Israelianina''' no fiantsoana ny olom-pirenen’i [[Isiraely|Israely]] amin’izao fotoana izao. Mety ho [[Jiosy]] ara-pirazanana na [[Jodaisma|ara-pinoana]] izy, mety ho [[Arabo (mponina)|Arabo]], mety ho [[Silamo]] na [[Kristianina|Kristiana]], ary mety ho avy amina foko hafa koa. Mety honina ao Israely na any amin'ny firenena hafa ny Israeliana iray.
 
== Jereo koa: ==