Jôrdania Andrefana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitsy
Andalana faha-3:
Ny '''Jordania Andrefana''' (amin'ny teny arabo ''الضفة الغربية‎ aḍ-Ḍaffah l-Ġarbiyyah'', [[ebreo]]: ''הגדה המערבית‎, HaGadah HaMa'aravit''), dia faritra iray ao [[Azia andrefana]] izay manana velarantany 5 860 km² ary miisa 2,51 tapitrisa mponina (2010). [[Jerosalema Atsinanana]] no renivohiny.
 
I Jordania Andrefana, izay ataon'ny [[Isiraely|Fanjakan'i Israely]] hoe Jodea-Samaria dia fari-tany voafaritry ny tsipika nampitsaharana ny adyAdy israelo-arabo (1948-1949) ao avaratra sy ao andrefana ary ao atsimo, ary voafaritry ny ony Jordana sy ny Ranopasina[[Ranomasina Maty]] ao atsinanana izay sisin-tanin'i [[Jordania]] koa.
Le territoire couvre une surface de 5 860 <abbr>km<sup>2</sup></abbr>et est très majoritairement peuplé de Palestiniens3.
 
I Jordania Andrefana dia ahitana ny tanànan'i Jerosalema Atsinana, i [[Jeriko]], i Nablosa, i Hebrona, i Jenina ary i Tulkarem. Ao koa dia ahitana toerana masina ho an'ireo fivavahana abrahamika telo (jodaisma, kristianisma, finoana silamo), dia i Ariel, i Ma'aleh Adumim, i Betar Illit ary i Gush Etzion.
I Jordania Andrefana, izay ataon'ny Fanjakan'i Israely hoe Jodea-Samaria dia fari-tany voafaritry ny tsipika nampitsaharana ny ady israelo-arabo (1948-1949) ao avaratra sy ao andrefana ary ao atsimo, ary voafaritry ny ony Jordana sy ny Ranopasina Maty ao atsinanana izay sisin-tanin'i Jordania koa.
 
I Jordania Andrefana dia namoahan'ny [[Firenena Mikambana]] fehin-kevitra ka isan'izany ilay laharana faha-181 sy ilay faha-242. Taorian'ny ''Fifanarahana tao Oslo'' sy ny ''Fifanarahana vonjimaika momba an'i Jordania Andrefana sy i Kita Gaza'' dia ampahany iray ihany no iandraiketanniandraiketan'i Israely, dia ny faritra C, ny faritra B dia iandraiketanniandraiketan'i Israely sy ny Fahefana Palestinianapalestiniana miaraka, ny faritra A dia tantanan'ny Palestiniana. Ny Fahefana Palestinianapalestiniana dia mitakynitaky ny hampiditra azy ao amin'ny Fanjakan'i Palestina. I Israely dia mihevitra azy ho toy ny fari-tany iadiana, nefa ny sasany amin'ireo firenana ao amin'ny FirenenaFiaarahamonina Mikambanairaisam-pirenena dia mihevitra azy ho fari-tany misy mibodo.
I Jordania Andrefana dia ahitana ny tanànan'i Jerosalema Atsinana, i Jeriko, i Nablosa, i Hebrona, i Jenina ary i Tulkarem. Ao koa dia ahitana toerana masina ho an'ireo fivavahana abrahamika telo (jodaisma, kristianisma, finoana silamo), dia i Ariel, i Ma'aleh Adumim, i Betar Illit ary i Gush Etzion.
 
Teo ambany fitantantanan'ny Britanika i Jordania Andrefana nanomboka tamin'ny taona 1923 ka nisy ampahany amin'io faritra io neritreretina ho lasa Fanjakana arabo ao amin'ny lamim-pizaràna an'i Pelestina izay tapaka tamin'ny taona 1947 tao amin'ny Fivoriamben'ny Firenena Mikambana, ka i Jerosalema-Atsinanana sy ny manodidina azy dia tokony ho eo ambany fanarahamason'ny firenenana maromaro. Taorian'ny Ady israeliana sy arabo tamin'ny taona 1948 dia nobodoin'i Transjordania sady nataony ho isan'ny faritra miankina aminy izy talin'ny taona 1949. Izany fampiakinana azy izany dia tsy neken'ny FirenenaFiarahamonina Mikambanairaisam-pirenena (afa-tsy ny [[Fanjakana Mitambatra]] sy i [[Iràka]] ary i [[Pakistàna]]) sy ny Fikambanan'ny Firenena Arabo, izay nandrahona ny handroaka ny emirata. Taorian'ny Ady Enina Andro dia nibodo an'i Jordania Andrefana i Israely. Hatramin'io fotoana io dia afaka nampanorim-ponenana mpijirika tao i Israely. Tamin'ny taona 1980 dia nalain'i Israely hiakina aminy i Jerosalema-Atsinanana ary nataony ho renivohiny i "Jerosalema takambanatafakambana". Tamin'ny taona 1988 dia nanambara ny fahaterahan'ny Fanjakana Palestiniana ao Jordania Andrefana sy ao Gaza ny Fikambanam-Panafahana an'i Palestina (arabo: منظمة التحرير الفلسطينية / ''Munadhamat al-Tahrir al-Filastiniyah'',) ka i Jerosalema-Atsinanana no nataony renivohiny. Teo anelanelan'ny taona 1990 sy 2001 dia nisy ny fofampiraharahana momba ny sata sy ny fitsinjaràna io fari-tany io teo amin'ny Fahefana palestiniana sy i Israely nefa tsy nahitam-bokany izany. Hatramin'ny taona 2002, taorian'ny fanafihana-vonotena notanterahin'ny Palestiniana izay nahafatesana Israeliana olon-tsotra miisa 700 dia nanaorina manda fanasarahana tao amin'ny taniny i Israely ka entiny "hiadiana amin'ny fidiran'ny mpanao asa fampihorohoroana palestiniana" izany.
I Jordania Andrefana dia namoahan'ny [[Firenena Mikambana]] fehin-kevitra ka isan'izany ilay laharana faha-181 sy ilay faha-242. Taorian'ny ''Fifanarahana tao Oslo'' sy ny ''Fifanarahana vonjimaika momba an'i Jordania Andrefana sy i Kita Gaza'' dia ampahany iray ihany no iandraiketan'i Israely, dia ny faritra C, ny faritra B dia iandraiketan'i Israely sy ny Fahefana Palestiniana miaraka, ny faritra A dia tantanan'ny Palestiniana. Ny Fahefana Palestiniana dia mitaky ny hampiditra azy ao amin'ny Fanjakan'i Palestina. I Israely dia mihevitra azy ho toy ny fari-tany iadiana, nefa ny sasany amin'ireo firenana ao amin'ny Firenena Mikambana dia mihevitra azy ho fari-tany misy mibodo.
 
Teo ambany fitantantanan'ny Britanika i Jordania Andrefana nanomboka tamin'ny taona 1923 ka nisy ampahany amin'io faritra io neritreretina ho lasa Fanjakana arabo ao amin'ny lamim-pizaràna an'i Pelestina izay tapaka tamin'ny taona 1947 tao amin'ny Fivoriamben'ny Firenena Mikambana, ka i Jerosalema-Atsinanana sy ny manodidina azy dia tokony ho eo ambany fanarahamason'ny firenenana maromaro. Taorian'ny Ady israeliana sy arabo tamin'ny taona 1948 dia nobodoin'i Transjordania sady nataony ho isan'ny faritra miankina aminy izy talin'ny taona 1949. Izany fampiakinana azy izany dia tsy neken'ny Firenena Mikambana (afa-tsy ny [[Fanjakana Mitambatra]] sy i [[Iràka]] ary i [[Pakistàna]]) sy ny Fikambanan'ny Firenena Arabo, izay nandrahona ny handroaka ny emirata. Taorian'ny Ady Enina Andro dia nibodo an'i Jordania Andrefana i Israely. Hatramin'io fotoana io dia afaka nampanorim-ponenana mpijirika tao i Israely. Tamin'ny taona 1980 dia nalain'i Israely hiakina aminy i Jerosalema-Atsinanana ary nataony ho renivohiny i "Jerosalema takambana". Tamin'ny taona 1988 dia nanambara ny fahaterahan'ny Fanjakana Palestiniana ao Jordania Andrefana sy ao Gaza ny Fikambanam-Panafahana an'i Palestina (arabo: منظمة التحرير الفلسطينية / ''Munadhamat al-Tahrir al-Filastiniyah'',) ka i Jerosalema-Atsinanana no nataony renivohiny. Teo anelanelan'ny taona 1990 sy 2001 dia nisy ny fofampiraharahana momba ny sata sy ny fitsinjaràna io fari-tany io teo amin'ny Fahefana palestiniana sy i Israely nefa tsy nahitam-bokany izany. Hatramin'ny taona 2002, taorian'ny fanafihana-vonotena notanterahin'ny Palestiniana izay nahafatesana Israeliana olon-tsotra miisa 700 dia nanaorina manda fanasarahana tao amin'ny taniny i Israely ka entiny hiadiana amin'ny fidiran'ny mpanao asa fampihorohoroana palestiniana izany.
 
<br />
== Jereo koa ==