Fiteny geezy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fiteny
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Ethiopic genesis.jpg|vignette|397x397px|Ny Genesisy 29.11-16 amin'ny fiteny gezy tamin'ny taonjato faha-15.]]
Ny '''fiteny gezy''' na '''geezy''', izay atao hoe '''fiteny etiopiana tranainy''' na '''fiteny etiopiana klasika''' dia [[fiteny hamito-semitika]] ao amlin'ny fianakaviam-[[Fiteny semitika|piteny semita]] notetenina hatramin'ny taonjato faha-4 ao amin'ny [[Tandrok'i Afrika]] ary nipoitra avy ao amin'ireo faritra ao atsimon'i [[Eritrea]] sy ao avaratr'i [[Etiopia]]. Ny fiteny gezy dia fiteny ofisialin'ny Fanjakan'i Aksoma avy eo an'ny Fanjakan-dehiben'i Etiopia. Araka ny fanadihadiana tany aloha dia renin'ny ankamaroan'ny fiteny maro izy, nefa tsapa ankehitriny fa mitovy tantana amin'ireo fiteny ireo izay niara-nivoatra taminy izy. Soratana alin'ny abidim-baninteny gezy ny fiteny gezy. Atao hoe ግዕዝ / ge'ez io fiteny io fiteny io amin'ny fiteny gezy.
 
Ankehitriny dia fiteny fototra ampiasaina amin'ny [[litorjia]]<nowiki/>n'ny [[Fiangonana etiopiana ortodoksa]] sy ny an'ny [[Fiangonana eritreana ortodoksa]] ny fiteny gezy, isan'ireo mampiasa azy koa ny vahoaka jiosy [[Beta Israely]]. Ao Etiopia anefa dia ny [[Fiteny amharika|fiteny ahmarika]] (izay fiteny ifaneraseran'ny mponina ao Etiopia ankehitriny) sy any Eritrea ary ao amin'ny faritr'i Tigray any Etiopia, ny [[fiteny tigrinia]] sy ny fiteny hafa koa dia ampiasaina amin'ny fitorian-teny.