Mpanjakavavin' i Saba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-10:
|taona niasàna=
}}
Ny '''mpanjakavavin'i Saba''' na '''mpajakavavin'i Seba''' dia mpanjakavavy resahina ao amin'ny [[Baiboly]] izay fantatra araka io boky io fa nanapaka ny Fanjakan'i Saba. Nitsidika an'i [[Solomona]] na Salômôna tao Jerosalema izy raha nahare ny lazan'ny fahendren'ity mpanjakan'i Israely ity. Ny Fanjakan'i Saba (na Seba) dia mety niveletra avy any Iemena mankany avaratr'i Etiopia sy any Eritrea.
 
== Jereo koa ==