Jakôba (patriarka hebreo): Fahasamihafan'ny versiona
k
Tsipelina
(Rohy) Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Hanova araka ny hitan'ny maso |
k (Tsipelina) Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Hanova araka ny hitan'ny maso |
||
[[Sary:Leloir - Jacob Wrestling with the Angel.jpg|vignette|''Mitolona amin'ny Anjely i Jakoba'', nataon'i Alexandre-Louis Leloir (1865)|311x311px]]I [[Jakoba (patriarka hebreo)|'''Jakoba''']] dia lehilahy iray voalaza ao amin'ny [[Baiboly]] fa zanak'i [[Isaka (Hebreo)|Isaka]] sy rahalahin'i [[Esao]]. Isan'ireo [[Patriarka ao amin'ny Baiboly|Patriarka]] nanao fanekena tamin'Andriamanitra izy. I Jakoba dia antsoina koa hoe Israely taorian'ny fitolomany tamin'ny [[anjelin'Andriamanitra]] ka ireo taranany dia atao hoe Israelita na [[Zanak'i Israely]].
Nanompo an'Andriamanitra tokana izy ([[monoteisma]]) ka nandova ny fampanantenana natao tamin'ireo razany dia ny hanana taranaka maro izay homena tany mahavokatra, dia ny [[Kanaana (faritra)|Tany Kanana]]. Nanambady efatra izy ka niteraka an'ireo zanilahy nipoiran'ny [[Fokon'i Israely|foko roa ambin'ny folo]]. Niharan'ny fanandevozana tany
[[Fampirafesana|Nampirafy]] i Jakoba ka ireto ireo vehivavy niterahany: i [[Lea (vadin'i Jakoba)|Lea]] sy i [[Rahely]] sy i [[Zilpa]] ary i [[Bila]]. Ny roa voalohany, izay mpirahavavy zanak'i Labàna, no tena vadiny fa ny roa farany dia mpanompo vaviny.
|