Jodà (zanak' i Jakôba): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy sy tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:The Phillip Medhurst Picture Torah 259. Judah. Genesis cap 49 vv 9-12. De Geyn.jpg|vignette|337x337px|''I Joda'', nataon'i Philip De Vere ]]
I [[Joda (zanak'i Jakoba)|'''Joda''']] (hebreo: יְהוּדָה‎ <small>/</small> ''Yehudah'') dia lehilahy voaresaka ao amin'ny [[Bokin'ny Genesisy]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Zanaka fahefatr'i [[Jakoba (patriarka hebreo)|Jakoba]] tamin'i [[Lea (vadin'i Jakoba)|Lea]] izy, dia i Jakoba zanak'i Isaka. Izy ilay nandresy lahatra ireo rahalahiny hivarotra an'i [[Josefa (zanak'i Jakoba)|Josefa]] tamin'ireo [[Ismaelita]] mpividy olona fa tsy hamono azy (Gen. 36.26-27); izy no niantoka ny hampodiana an'i [[Benjamina]] faralahin'i Jakoba eo amin-drainy mba hahafahana mitondra azy any Egipta, araka ny sitrapon'ilay manampahefana egiptiana (izay tsy iza fa
 
i [[Josefa (zanak'i Jakoba)|Josefa]] ihany); izy no nano-lotena tamin'io manampahefanagejtpsiana io mba ho tazomina ho solon'i Benjamina voampanga ho nangalatra nefa tokony hampodina any amin-drainy.