Bila: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Sora-matevina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
I '''[[Bila]]''' (hebreo: בִּלְהָה / ''Bilhâ'') dia olona resahina ao amin'ny [[Bokin'ny Genesisy]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Mpanompovavin'i [[Rahely]] vadin'i Jakoba izy nefa lasa vadin'i Jakoba ihany koa araka ny fanomezan-dalan'i Rahely izay kivy noho ny tsy nanany zanaka. I [[Dana]] sy i [[Naftaly]] no zanany izay nalain'i Rahely ho zanany koa. Raha ny marina dia nanan-janaka ihany i Rahely taty aoriana.
 
== Jereo koa: ==