Boky faharoan' ny Mpanjaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Namafa zavatra mibahana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-40:
 
=== Ny mpanoratra ===
Araka ny lovantsofina dia i [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]] no nanoratra ny MpanjakaBoky faharoafaharoan'ny Mpanjaka, sahala amin’ny MpanjakaBoky voalohanyvoalohan'ny Mpanjaka. Fa ireo mpikaroka momba ny Baiboly dia milaza fa olona maro tamin’ny fotoana samihafa no nanoratra sy nanambatra ny lahatsoratra.
 
== Fizaràn’ny boky ==
Azo zaraina roa na telo ny Boky faharoan'ny Mpanjaka :
 
Raha zaraina roa io boky io, ny fizaràna voalohany dia mahafaoka ny toko voalohany hatramin’ny faha-7 ary ny fizaràna faharoa ny toko faha-8 hatramin’ny farany (faha-25). Ny fizaràna voalohany dia fitantarana momba ny Fanjakana roa (i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] sy i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]]) hatramin’ny nandravàna an’i [[Samaria]], renivohitr’i Isiraely ka nahalasa babo ny [[Fahababoana tany Asiria|Israelita tany Asiria]]. Ny fizaràna faharoa indray dia mitantara ny fotoana nisian’ny [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan’i Joda]] hatramin’ny faharavany taorian’ny naharavan’ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan’i Isiraely]].
 
Raha zaraina telo indray ny boky dia izao izany fizaràna izany: ny tantaran’ny mpaminany [[Elisa]] (1 – 13) sy ireo Fanjakana roa hatramin’ny nandaravana an’i Samaria (14 – 17) ary ireo fotoana faramparany teo amin’ny Fanjakan’i Joda (18 – 25).
Andalana faha-52:
[[Sary:Elisha raises son BenjaminWest.jpg|vignette|''Namelona ny zanak'ilay vehivavy sonamita i Elisa'' - nataon'i Benjamin West - taona 1766.]]
 
* Tohin’ny asan’i [[Elia]] sy fanamelohan’Andriamanitra an’i [[Ahazia (mpanjakan'i Israely)|Ahazia]] (1.1 – 1.18)
* Ny nampakarana an’i Elia any an-danitra sy ny fiantombohan’ny asan’i Elisa (2.1 – 2.24)
* Ny adin’i Israely sy i Joda tamin’ny [[Moabita]] (3.1 – 3.27)
* Ireo fahagagana nataon’i Elisa (4.1 – 6.7)
* Ny ady tamin’ny [[Siriana]]Asiriana (6.8 – 8.29)
* Ny tantaran’i [[Jeho]] (9.1 – 10.36)
* Hatramin’ny nanjakan’i Atalia ka hatramin’ny nahafatesan’i Elisa (11.1 – 13.25)
 
Andalana faha-86:
 
=== Ireo mpanjakan’ny firenena hafa ===
Ireto avy ireo mpanjaka hafa voaresaka ao amin’ny Bokin’ny Mpanjaka faharoa: i [[Hazaela]] (mpanjakan’i Arama-Damaskosy), i [[Bena-Hadada III]] (zanak’i Hazaela), i [[Teglata-Falasara III]] (mpanjakan’i [[Asiria]]) , i [[Salmanatsara V]] (mpanjakan’i Asiria), i [[Senakeriba]] (mpanjakan’i Asiria), i [[Ratsona]] (mpanjakan’i Arama-Damaskosy) ary i [[Nebokadnetsara II]] (mpanjakan’i [[Babilona]]).
 
=== Ireo mpaminany ===