Tantaran' i Sozana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Gerrit van Honthorst cat01.jpg|vignette|352x352px|''I Sozana sy ireo antidahy,'' nataon'i Gerrit van Honthorst]]
Ny '''Tantaran'i Sozana''' na '''I Sozana sy ireo lahiantitra''' dia tantaran'ny zazavavy atao hoe [[Sozana]], izay narahin'ny lahiantitra roa maso tamin'izy nandro, sy nasain'izy ireo handry amin'izy ireo nefa nandà izany, ka nampangain'izy roalahy ho mpijangajanga mba hamonoana azy, nefa niaro azy i [[Daniela]] ka nanaporofo ny maha tsy manan-tsiny azy. Tamin'ny farany dia ireo lahiantitra ireo no nohelohina.
 
== Fandraisana ny ''Tantaran'i Sozana'' ==