Boky Ezra-Nehemia: Fahasamihafan'ny versiona

k
Rohy
k (Rohy)
k (Rohy)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Ny '''Boky Ezra-Nehemia''' dia boky tokana tany aloha izay nanambatra ny [[Bokin'i Ezra]] sy ny [[Bokin'i Nehemia]]. Izany boky izany dia mirakitra ny tantaran’i Israely hatramin’ny andron’i [[Adama (Baiboly)|Adama]]. Tsy nanasaraka ny boky roa ny dikan-teny grikan’ny Baiboly hebreo amin'ny teny grika atao hoe [[Septoaginta]] (na Septanta). Voasaraka izy ireo tamin’ny taonjato voalohany<ref name=":0"><small>Fensham, F. Charles, "The books of Ezra and Nehemiah" (Eerdmans, 1982) p.1</small></ref>.
 
== Fisarahan'ilay boky ho roa ==
Nozaraina roa miavaka ilay boky tokana tamin’ny andron’i Origena[[Origenesy]] tamin’ny taonjato faha-3, ary ny fanasarahana dia nazava tsara tao amin’ny Baibolin’ny Kristiana eoropeana tandrefana ka nanaraka izany koa i [[Hieronimo]] (na Jerôma) tao amin’ny fandikan-teny latina nataony, dia ny [[Volgata]] (latina : ''Vulgata'')<ref name=":0" /> izay nanome anarana ny voalohany hoe ''Esdrasa I'' sy ny faharoa hoe ''Esdrasa II''. Tamin’ny [[Andro Antenantenany]] vao nisaraka ireo boky ireo tao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo)<ref><small>Dillard, Raymond B.; Longman, Tremper (January 1994). ''An Introduction to the Old Testament.'' Grand Rapids, MI: Zondervan. p. 180. ISBN 978-0-310-43250-0. LCCN 2006005249. OCLC 31046001. Nojerena tamin'ny 24/02/2012.</small></ref>.
 
Loharano lehibe amin’ny fahalalànafahalalana ny tantaran’ny [[Jiosy]] taorian’ny [[Fahababoana tany Babilona|sesitany]] ny Bokin’i Ezra sy ny Bokin’i Nehemia.
 
== Jereo koa: ==
2 689

modifications