Boky faharoan' ny Tantara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-15:
 
== Fizarànan'ny boky ==
Azo atao ny mizara ny boky ho roa ny boky: ny nanjakan'i [[Solomona]] (toko voalohany – faha-9), ny fivakisan'ny firenena sy ny [[Fahababoana tany Babilona|fahababoana]] (toko faha-10 – faha-36).
 
=== Ny nanjakan'i Solomona ===
Andalana faha-22:
==== Ny fahendren’i Solomona (1 – 2) ====
 
* Ny nisehoan' [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] tamin'i Solomona (1.1 – 1.18)
* Ny fiomanan'i Solomona hanamboatra ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] (2.1 – 2.17)
 
Andalana faha-30:
* Ny nanorenana ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] tao Jerosalema (3.1 – 4.22)
* Ny nanokanana ny Tempoly (5.1 – 7.22)
* Ny fandaminana nataon'i Solomona ny raaraharaharaha tao an-Tempoly (8.1 – 8.18)
* Ny namangian'ny [[mpanjakavavin'i ShebaSeba]] an'i Solomona (9.1 – 9.12)
* Ny harena sy ny voninahitr'i Solomona ary ny nahafatesany (9.13 – 9.31)
 
=== Ny fivakisan'ny firenena sy ny fahababoana ===
Ny fizaràna faharoa (toko faha-10 – faha-36) dia manomboka amin'ny firesahana ny amin'ny fikomian'ny fokon'i Israely any avaratra ary ny fivakisan'ny firenena ho fanjakana roa. Avy eo ny boky mitantara ny [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan'i Joda]] hatramin'ny naharavan'i Jerosalema sy ny nitondrana ho [[Fahababoana tany Babilona|babo ny Jiosy tany Babilona]] ka mifarana amin'ny fanafahana ny [[Jiosy]].
 
==== Ny nanjakan'i Rehoboama sy ny nivakisan'ny firenena (10 - 12) ====
Andalana faha-47:
* Ny nanjakan'i [[Asa (mpanjakan'i Jodà)|Asa]] (13.23 – 16.14)
* Ny nanjakan'i [[Josafata]] sy ny fanampian'Andriamanitra azy (17.1 – 20.37)
* Ny nanjakan'i [[Jehorama]] (21.1 – 21.20)
* Ny nanjakan'i Ahazia sy i Atalia (22.1 – 23.21)
* Ny nanjakan'i Joasy (24.1 – 24.27)
* Ny nanjakan'i Ahazia (25.1 – 25.28)
* Ny nanjakan'i [[Ozia]] (26.1 – 26.28)
* Ny nanjakan'i [[Jotama]] (27.1 – 27.9)
* Ny nanjakan'i [[Ahaza]] (28.1 – 28.27)
 
Andalana faha-62:
* Ny nanjakan'i [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] (na Josiasa) sy ny nahitana ny ''Bokin'ny Lalàna'' (34.1 – 35.27)
* Ny nanjakan'i [[Joahaza (mpanjakan'i Jodà)|Joahaza]] sy i [[Joiakima]] sy i [[Joiakina]] ary i [[Zedekia]] (na Sedekiasa) ary ny [[Fahababoana tany Babilona|fahababoana]] (36.1 – 36.21)
* Ilay didin'i [[Kirosy]] nampody ny [[Jiosy]] an-taniny (36.22 – 36.23)
 
== Jereo koa: ==