Boky faharoan' ny Mpanjaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-82:
 
=== Ireo mpanjakan’i Joda ===
Miisa 15 ireo mpanjaka nifandimby tao amin’ny [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan’i Joda]] izay resahina ao amin'ny Boky faharoan'ny Mpanjaka, dia i [[Jorama (mpanjakan'i Jodà)|Jorama]], i [[Ahazia (mpanjakan'i Jodà)|Ahazia]], i [[Atalia]], i [[Joasy (mpanjakan'i Jodà)|Joasy]], i [[Amazia]], i [[Ozia]], i [[Jotama]], i [[Ahaza]], i [[Hezekia]], i [[Manase]], i [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]], i [[Joahaza (mpanjakan'i Jodà)|Joahaza]], i [[Joiakima]], i [[Joiakina|Joakina]] ary i [[Zedekia]].
 
=== Ireo mpanjakan'i Israely ===
Miisa 11 ireo [[Mpanjakan'i Israely|mpanjaka]] nifandimby tao amin’ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan’i Isiraely]] izay resahina ao amin'ny Boky faharoan'ny Mpanjaka, dia ireto avy izany : i [[Ahazia (mpanjakan'i Israely)|Ahazia]], i [[Jorama (mpanjakan'i Israely)|Jorama]], i [[Jeho]], i [[Joahaza (mpanjakan'i Israely)|Joahaza]], i [[Joasy (mpanjakan'i Israely)|Joasy]], i [[Jeroboama II]], i [[Zakaria (mpanjakan'i Israely)|Zakaria]], i [[Saloma (mpanjakan'i Israely)|Saloma]], i [[Menahema]], i [[Pekahia]] ary i [[Peka (mpanjakan'i Israely)|Peka]].
 
=== Ireo mpanjakan’ny firenena hafa ===
Ireto avy ireo mpanjaka hafa voaresaka ao amin’ny Bokiin’ny Mpanjaka faharoa: i Hazaela (mpanjakan’i Arama-Damaskosy), i Bena-Hadada III (zanak’i Hazaela), i Teglata-Falasara III (mpanjakan’i [[Asiria]]) , i Salmanatsara V (mpanjakan’i Asiria), i Senakeriba (mpanjakan’i Asiria), i Ratsona (mpanjakan’i Arama-Damaskosy) ary i [[Nebokadnetsara II]] (mpanjakan’i [[Babilona]]).
 
=== Ireo mpaminany ===
Ireto avy ireo mpaminany voalaza ao amin’ny boky : i [[Elia]], i [[Elisa]], i [[Holda]], i [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] ary i [[Amosa]].
 
== Jereo koa : ==