Elisa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Mpaminany ao amin'ny Baiboly
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Namafa soratra tsy ilaina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-6:
Nandimby an'i Elia i Elisa nandritra ny fanjakan'i [[Jorama (mpanjakan'i Israely)|Jorama]] zanak'i [[Ahaba]] (na Akaba), mpanjakan'i Israely. Nanatanteraka ny asa maha mpaminany azy i Elisa nanomboka tamin'ny nampakarana an'i Elia tany an-danitra, ka naharitra dimampolo taona izany, tao amin'ny Fanjakan'i Israely, tamin'ny fotoana nanjakan'i Jorama sy i [[Jeho]] sy [[Joahaza (mpanjakan'i Israely)|Joahaza]] (na Joakaza) ary i [[Joasy (mpanjakan'i Israely)|Joasy]] (na Joasa). Tsy tamin'ny Israelita ihany no nifantohan'ny asany fa tamin'ny vahoaka hafa koa. Maty i Elisa tokony ho tamin'ny taona 800 tal. J.K.
 
I Elisa sy ireo mpanompony, araka ny lovantsofina, dia nisy fotoana nitoerany tanaty zohy tao amin'ny tendrompbohitra Karmela mba hanome fampianarana ireo mpianany. Hita amin'ny andalana ao amin'ny Boky voalohan'ny Mpanjaka izay milaza fa nankeny amin'ny tendrombohitra Karmela ilay vehivevyvehivavy Sonamita vadiny dia mety manamarina izany lovantsofina izany.