Boky voalohan' ny Mpanjaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Salomons dom.jpg|vignette|''Ny fitsaran'i Solomona,'' nataon'i Pierre Paul Rubens, 1617|280x280px]]Ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] na [[Boky voalohan'ny Mpanjaka|Mpanjaka voalohany]] dia boky ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] izay isan’ireo atao hoe boky fitantarana. Ny Mpanjaka voalohany dia mitantara ny fametrahana an’i [[Solomona]] (na Salômôna) ho mpanjaka, ny fanorenany ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] voalohany, ny fivakisan'ny [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|firenena]] ho fanjakana roa, ny fahotan'ireo mpanjaka ary ny fandraisan'anjaran'ireo mpaminany manoloana izany.
Raha mbola tsy maty i [[Davida (Baiboly)|Davida]] dia efa nisy tamin’ireo zanany no niady handimby azy nefa i Solomona ihany no voatendrin’i Davida handimby azy. Nanao fahotana lehibe i Solomona tamin'ny naha-mpanjaka azy ka ho setrin’izany dia nivaky roa ny firenena taorian’ny nahafatesany. Ny tapany avaratra dia natao hoe [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan’i Joda]] fa ny ilany atsimo kosa dia natao hoe [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan’i Israely]] (na Fanjakan’i Samaria). Ny mpanjaka tsirairay voatantara ao amin’ny boky dia tsaraina araka ny fifikirany na tsia amin’Andriamanitra.
 
{{Testamenta Taloha}}
 
== Ny anaran'ny boky sy ny nanoratana azy ==
Ligne 87 ⟶ 85 :
 
== Jereo koa : ==
 
* [[Boky faharoan'ny Mpanjaka|2 Mpanjaka]]
* [[Bokin'i Josoa|Bokin’i Josoa]] (na Jôsoe)
 
* [[Bokin'ny Mpitsara]]
* [[Boky voalohanBokin'iny SamoelaMpitsara|1Bokin'ny Samoelampitsara]]
* [[Bokin'nyi MpitsaraRota]]
* [[Boky faharoan’i Samoela|2 Samoela]]
* [[BokinBoky voalohan'nyi MpanjakaSamoela]]
* [[Boky faharoan’i Samoela|2faharoan'i Samoela]]
* [[Boky faharoan'ny Mpanjaka|2 Mpanjaka]]
* [[Boky voalohan'ny Tantara]]
* [[Boky faharoan'ny Tantara]]
* [[Bokin'i Ezra]] (na Esdrasa)
* [[Bokin'i Nehemia]]
 
[[sokajy:Bokin'ny Testamenta Taloha]]