Fiaran' ny Fanekena: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tantara ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Royal Arch Room Ark replica 2.jpg|vignette|343x343px|Sarin'ny Fiaran'ny fanekena ao amin'ny Royal Arch Room of the George Washington Masonic National Memorial. Sary nalain'i Ben Schumin tamlin'ny taona2006.]]
Ny '''Fiaran'ny fanekena''' dia ilay vata nitahirizana ny [[Didy Folo|Didy folo]] nomena an'i [[Mosesy]] (na Moizy) teo amin'ny tendrombohitra [[Tendrombohitra Sinay (Baiboly)|Sinay]] (na Sinaia)., araka ny voalaza ao amin'ny [[Baiboly]] (Deoteronomia 10.3-5). Amin'ny [[teny hebreo]] dia atao hoe אֲרוֹן הָעֵדוּת / ''Aron ha'Edout'' izay midika hoe "fiaran'ny fijoroana vavolombelona" na "vatan'ny fijoroana vavolombelona".